a day ago
Ny fanomezana hasina tongologasy 1 ho an’ny akoho kely dia manala ny kankana ao anatiny
FAMPIASA AZY: Potehina dia kakàna azy
Hasiny 2 ho an’ny vantony ary hasiny 3 ho an’ny akoho lehibe
———————————
FANAMARIHANA:
Azo atao no manome ny akoho hatramin’ny indray na indroa isan-kerinandro mba ho azo antoka fa salama tsara tsy hisy kankana ny akohonao
Fantaro, ny tongolo gasy dia anisan’ny antibiotika ihany koa izay miaro ny akoho amin’ny aretina
INDRO MAHAFALY ANAY KOSA NY MANOLOTRA FIOFANANA HO ANAO HANANGANA TETIKASA FIOMPIANA
ALATSINAINY 23 SEPTAMBRA
Fiompiana akoho gasy 10 + taona 1 = 1 000
TALATA 24 SEPTAMBRA:
Fiompiana kisoa maro anaka, hanomezanay anao ny secret’ny fanatavezana sy famoronana sakafo
ALAROBIA 25 SEPTAMBRA:
Fiompiana akoho manatody lava, hahafahana manenjika taham-panatodizana lavi-trezaka indrindra
ALAKAMISY 26 SEPTAMBRA
Fiompiana poulet de chair, 30 andro dia 2kg sy sasany
AORIAN’NY FIOFANANA, DIA:
Hisy pratika, hampiofanana ny tsirairay
Fitsidihana Ferme Vaventy
Fanaraha-maso mati-paika
Ary fanampiana amin’ny lalambarotra
Azo hivelomana tsara ny fiompiana tompoko, raha manana teknika mahomby ianao
MPIARAMIASA:
_Tranombarotra LIDA Anosibe
_Malagasy Mandroso/034 50 067 89
« Problèmes de couple ? Solutions disponibles ! »
Ho anareo izay mahatsiaro fa
Tsy raharahiana sy ataon’ny vady tsinontsinona, eny fa mety hiafara amin’ny tsy tiany mintsy aza
Hanao famerenana fitiavana sy olon-tiana
Fanamasinana fitiavana mba tsy harava azy intsony
ampirafesiny sy anaovany fitondrana tsy mendrika
Mandefasa message hoe FITIAVANA fa omeko anao ny vahaolana @ sarany mora.
5 étapes pour trouver une idée de business
9 hours ago
DINGANA 5 MBA HAHITANA HEVITRA TSARA RAHA TE HANANA BUSINESS
Betsaka ny olona mandefa publication any anaty groupe maro samihafa ireny, mangataka hevitra, manana fonds an’izao sy izao,…Tsy hitany na tsy hainy mampiasa azy ka androandron’olona fotsiny
. Izany mahatonga ahy androany hizara fomba famoronana Business hoantsika.
FANTARO NY ZAVATRA TINAO SY NY FAHAIZANAO
Eritrereto ny zavatra tinao atao sy ny fahaiza-manao ananao. Ny idée Business izay atambatrin’ny fitiavanao sy ny talentanao dia matetika maharitra sy hahatonga anao hanana risim-po kokoa hanatanteraka azy.
DINIHO NY TSENA
Halalino ny fironana ankehitriny sy ny filana mampikaikaika sy mampimenomenona ny olona eny ain’ny faritra misy anao. Mitadiava vahaolana amin’ny filana io dia iny no avadiho ho idée business anakiray.
MAMAHA OLANA
Ny idée business tsara indrindra dia miatrika olana manokana foana. Fantaro ireo défis mahazatra antrehan’olona ary mitadiava sy mamorona tolotra mifanaraka aminy.
MAKA AINGAM-PANAHY AMIN’IREO HEVERINAO CONCURRENT
Jereo ny ataon’olona izay heverinao ho mpifaninao aminao. Inona ny fahalemeny??? Misy fahafahana hanatsara ny produits na servisy atolotra ve ianao raha apitahana aminy???
ANDRAMO NY HEVITRAO
Alohan’ny hanombohanao tanteraka dia manaova aloa fitsapana na prototype. Mandraisa lesona hanitsiana sy hanatsara ny hevitrao mifototra amin’ny lafin’ny mpanjifa.
Hevitro manokana io zaraiko io fa ahoana ny fomba fiasanao amin’ny fitadiavana hevitra momba fandraharahana
Zarao ao aminy commentaire ny eritreritrao sy ny tsaikefanao raha toa sitrakao mba hanampiantsika ny hafa
#Tanteraho_ny_nofinao