Catégorie dans conseil entrepreneuriat

Agri Aina,
Sitraka Si,
Ïharivelo Njaò,
Timoty Discipleship,
Riella Rav,
Ismael Andraniaina,
Yke Rivaldo,
Avotra Scott,
Randriamialisoa Omer,
Razily Rakoto,
Yarnaud Rãk,
PoulGa – Akoho Gasy,
Prince Manova,
Christian Faniry Andrinirina,
Miaro Ny Fitia,
Hery Randrianaivoson,
Nyrina Rak,
MI Farm,
Rio Sayda,
Jérémie RH,
Rado Mickael,
Fidy Ratovarijao,
Knj Andrianjaka,
Namako,
Alvine Bolidakely Jonsoon,
Myriam Tsanta,
Bertho Emile,
NY Koloina,
Irin’tsoa Mi’koly,
Cyr Rzaf,
Mirana Stephania,
Lahatra Tsiry,
Shop’in Aroim,
Anjara Andria,
Ratovondradriamanana Wilson Philemon,
Domoina Andrianera,
Hasina Mpanarivo,
Fyh Naritra,
Johary Manovosoa Nomenjanahary Randriamanana,
Andrianasolo Miray,
Varotra Rehetra,
Tantely Randrianantenaina,
Nirina Rason Ramalanjaona,
Fetrasoa Antsoniaina,
Ma Mandresy

« Formation & Emploi : Réalisez vos Rêves ! »

Pamatsy Vokatra Natoraly
Admin
· 3 hours ago
Fiofanana miteraka ASA sy Fahombiazana ho Anao ireto Atolotray ireto.
Fiofanana Andraisana Karama Betsaka Indrindra Satria Vao Miofana ianao dia efa Mandray Karama Sahady amin’ny Faran’ ny Volana sady mitombo Isambolana io Vola Raisinao io.
Ireto ary ny Karama Raisinao ao anaty Formation:
V1) 100.000ar X 10 X 1% =10.000ar
V2) 100.000ar X 10 X 2% = 20.000ar
V3) 100.000ar X 10 X 3% = 30.000ar
——————–//—–:::::::::::
V30) 100.000ar X 10 X 30% = 300.000ar
V+30) 100.000ar X 30% = 30.000ar/mois
Karama Mampiditra Olona Hanao Formation
100.000ar X 30% =30.000ar / Clients
Mampiditra Olona 100 isa dia mikarama 3.000.000ar
Raha tsy mbola Manana 100.000ar Anaovana Formation ianao dia mampidira olona 4 dia mahazo 120.000ar ( mbola manana Amby 20.000ar ).
Asa tsotra kely izy ity nefa tena Be Karama..
Aza Atao Sakana Tsy Hiasana sy tsy hianarana ny tsy fanananao Vola.
Rehefa tsy eto antany intsony ianao dia afaka Lovain ny Taranakao ny karamanao .
Mizara Afaliana sy Fahombiazana Isanandro ho Anao ny Asanay.
Aparitao ary ity Group ity raha tia mahomby marina ianao.
Ireto Lay FORMATION omenay Anao.
Fiofanana miteraka Fahombiazana amin ny Lafin’ ny Maro.
Formation:
Massage
Boostage
Famoronana Asa
Vente En Ligne
Fomba Fanenana Fandaniana
Fanoroana ireo Téléphone Mafy sy tsara batterie
Fanambadiana Milay
Fomba Fanangonana Tahiry Fanampy
Fomba Fitantanana sy Fampitomboana Vola Anaty Tambajotra
Ans….
Fiofanana tsy misy fetra, atolotray anaty Facebook ny ambiny.
Toerana misy Anay dia eto Ikianja Ambohimangakely fa afaka mandeha manatona any amizay misy Anao( Formation à domiciles)

« Apprendre à fabriquer du savon, facile et rentable ! »

Manehosoa is feeling thankful.
12 minutes ago
Ny fampianarana savony no tena ahafantaran’ny maro anay akoatran’ny fivarotana fitaovana sy akora ilaina momba ny savony.
Ny  »AKANY TIA ZAZA » indray teto no naneho ny fahatokisany anay ka niantso anay fanindroany mba hampianatra azy ireo
Isoranay hatrany ianareo rehetra izay efa niara-niasa
Hoanareo izay manam-pikasana ny hianatra kosa dia aza misalasana fa hoanareo no antom-pisianay. Na olotokana, na fikambanana, na orinasa, na olona efa mahay savony nefa mila torohevitra sy tohana manokana dia aza mihafahafa miantso na manoratra avy hatrany aty aminay.
Aza adino fa mbola misy foana ireo fitaovana rehetra sy ny produit rehetra ilaina amin’ny savony annn !!
Manao livraison zahay ary mandefa any amin’ny faritra ihany koa
034.55.180.29/ 033.70.226.90

« Protégez vos reins : Aretina sy Fisorohana »

Ny voa na ny “rein”dia taova iray tena manana anjara asa lehibe amin’ny vatantsika ,ankehitriny anefa betsaka ny olona marary voa , ary tonga hatrany amin’ny fahafatesana mihintsy arak’izay andao ho resahatsika sy ho sorohatsika izany aretina izany
inona no antony mahatonga azy:
ny fiakaran’ny tosidra, ny diabeta
ny fisotroana alikaola, ny fifohana zava_mahadomelina,ny fihinanana paraky sns….
vokatriny sakafo tsy voalanjalanja sy matavy
ny ahafatarana fa mety harary voa ianao
Calcul rénal, insuffisance rénal,…
Manindrona ny takiba; marary matetika ny valahana sy lamosina;
miloko mavo ny pipy sady mamofona sy mandroatra(manompy mena raha efa grave);
marary an-doha matetika; rera-dava; mangana na mivalo-mainty ny hoditra;
mivonto ny tampin-tongotra; sahirana rehefa mipipy; na mitohana mihitsy; mihamahia; manao impuissance sexuel ; sns..
ITY MISY VAHAOLANA HO ANAO
BOKY PDF FENO TOROHEVITRA FITSABOANA NATORALY
, ary ny FISOROHANA ny ARETINA rehetra.
TSY mandany VOLA be akory ianao dia SITRANA.
AKORA NATORALY
avokoa no ampesaina, Ny TRAITEMENT dia vita ao an-trano ihany.
Mandefasa Message avy hatrany hoe  »Pdf Fahasalamana » izay Liana
RAHA MISY IHANY KOA ARETINA HAFA TIANAO HANONTANIANA DIA AFAKA MAMALY ANAO IZAHAY

[ « Conseils pour réussir en élevage : 10 étapes clés », « Démarrer en élevage : Guide pratique pour réussir », « Réussir en élevage: les secrets des experts », « Elevage: 10 conseils pour un succès garanti », « Lancez-vous en élevage : Guide complet pour réussir », « Comment réussir en élevage ? 10 clés essentielles », « Elevage: Un guide complet pour débutants », « 10 conseils d’experts pour réussir en élevage », « Démarrez en élevage avec succès: 10 étapes » ]

September 9 at 6:13 PM
Raha te hiditra eo amin’ny sehatry ny Fiompiana, kenefa vaovao vao hanomboka mihitsy, dia mety hahomby ve?
Ireto no dingana 10 hiantoka ny fahombiazanao mba tsy ho diso ny lalana ho an’ny amin’ny fahombiazana ianao:
———————————————–
1. FANADIHADIANA MIALOHA
Fantaro ny filàna eo an-toerana, hamarino hoe inona avy ireo biby vokatra ilain’ny tsena eo amin’ny manodidina anao
Diniho ireo mpiompy hafa ao amin’ny faritra misy anao mba hahafahana mandrindra ny paikadim-pamokarana sy ny fivarotana
2. FIFIDIANANA NY SOKAJIM-BIBY FIOMPY
Inona no fiompiana mety amin’ny toerana misy anao? Ka ilaina jerena ireo mety ho sakana na tombony manokana… Ka iza no mety hahazoanao tombony kokoa?
3. FIKAROHANA
Manaraha fiofanana matihanina momba ny fiompiana ataonao, ny fikarakarana ny ara-pahasalamana, sakafo, sns fa tsy misy ny zavatra mandehandeha hoazy

Manatona ireo efa mpisehatra za-draharaha hahazoana fahaiza-manao sy teknika vaovao hatrany na manao irony vizity manokana
4. FANOMBOHANA
Rehefa tapaka àry ny safidy hanorenana ny fiompiana ka eto ianao vao tokony hanomboka ny fanamboarana ny trano sy ny fotodrafitr’asa izay mahafeno ny fepetra araka ny teknika noratovina tanaty Fiofanana
5. FANAOVANA DRAFITRA ARA-BOLA
Aty ampiandohana, dia kajio avokoa ireo mety ho vola ilaina, toy ny vidin’ny biby, fanamboarana, sakafo, fanafody, ny karaman’ny mpikarakara sns
Ka anjaranao no manao ny fanapahan-kevitra ny amin’ireo vola ilaina na ampy na hanampy na hanena
6. FIVIDIANANA NY BIBY
Tsara ny mividy ny biby hoenti-miainga azo antoka amin’ireo mpamokatra azo antoka, na kalitao, na ny ara-pahasalamana sns
7. FIKARAKARANA NY BIBY
Ataovy azo antoka fa mahazo sakafo mifanaraka amin’ny biby tsara ny sakafo ampiasainao mba hahazoana vokatra mahomby
Ny traitement, ny fitandrovana ny fahasalamana sns dia tena zava-dehibe mba hisorohana izay mety ho fahavoazana hiseho sns
Fanajana ireo harifenitra ara-teknika momba ny famokarana rehetra, ary indrindra ny fitànana an-tsoratra ny zavatra rehetra anatiny
8. LALAMBAROTRA
Pametraha paikady mialoha momba ny famoaham-bokatra na mijere ireo mpandray ny entana amin’ny famoahana
9. FANARAHA-MASO
Mandtitra ny fiompiana, dia araho maso tsy tapaka ny famokarana, ny fitombon’ny biby, ny fampitomboan-taranaka…
Jereo ireo lesoka rehetra ary araho-maso izay hita fa ahitan-tombony ka tazomy izay tsara
10. FITANTANANA
Taorian’ny famoaham-bokatra àry dia eto no handinihanao manokana ny ara-pitantanana, hijerena hoe nahazo tombony sa tsia?taorian’ny fampitahàna ny fitanana an-tsoratra sy ny vidim-bokatra azo. Dia eto no hanapahanao hevitra hoe tokony hanampy sa mbola mila mizatra aloha?
NY FANARAHANAO IREO PLANINA REHETRA IREO ÀRY, DIA HINOANAY FA:
Hahomby amin’ny fiompiana ataonao ianao
Ho maivana ireo tebitebinao rehetra aty am-panombohana
Dia tsy ho diso lalana, ka afaka ny handeha lavitra
Mirary soa ho an’ny tetikasanao izahay tompoko, aza misalasala mifandray raha misy hilàna fanampiana
_Malagasy Mandroso/034 50 067 89
_Tranombarotra LIDA Anosibe

« Maîtrisez la fabrication de glaces et produits laitiers »

Ndao Tsika hapitombo fidirambola , vadinasa apidiram-bola isanandro mintsy
Za mapianatra glace multicolore, yaourt à boire, flan, crème, esquimaux, glace corné sns
Misy vidéo teny malagasy mazava tsara miampy fanazavana an-tsoratra ny fampianarana
Tena hafa mintsy ity iray ity satria ahazoana tombony 50% bé izao
Tongad mandefasa message amiko hoe : LIANA izay vonona hianatra
+2

20 hours ago
INDRO OMENAY ANAO ETO NY TSIAMBARATELON’NY FANODINANA NY VOANKAZO
Ny voankazo rehetra dia azo ahodina ho karazan-javatra maro be avokoa, fa eto dia haka ohatra voankazo iray isika hahafahana manangana asa tena tsara aorian’ity fizarana ity
—————————–
ZAVATRA ILAINA
Fraise: 1000g
Siramamy mavokely: 800g
Rano: tapaky ny vera
Ranona voasary makirana: 2 sotro fihinana
Afo antonony sy Vilany ary Sotro hazo
FIKARAKARANA/
1. Sasana madio tsara ny fraise ary tsihifina mba tsy ho be rano manaraka azy
2. Tetehina atao madinika avy eo ary arotsaka ao anaty vilany dia tanehana eo ambony afo antonona miaraka amin’ ilay rano tapaky ny vera
3. Rehefa mahamay be dia arotsaka ny siramamy ary haroina tsy mijanona mandram-pahalevona ny siramamy ary malemy be ilay fraise
4. Rehefa hitanao fa tsy misy rano be intsony dia araraka ny ranona voasary makirana ary haroina indray
5. Rehefa malemy tsara ary tsy mitsiranoka be no tsy maina be dia VITA NY CONFITURE
6. Esorina eo ambony afo ary tehirizina ao anaty bocal madio sy maina tsara ary ahohoka ny bocal rehefa apetraka izy
7. Ilay confiture mbola mahamay no ampidirina ao anaty bocal itehirizana azy, ary rehefa mangatsiaka vao afaka sokafana sy hohanina
FANTATRAO VE HOE LASA OHATRINONA NY VIDIN’IO AVEO REHEFA IZY AVY VOAHODINA?
—————————————
Manome Fiofanana iray tsara be ho anao izahay
#NY_ALAROBIA_09_OKTOBRA_2024_IZAO
Hahaizanao ny fanodinana ny voankazo rehetra misy amin’ny fomba maro be
Hamokarana asa tena ara-kalitao sy be tombony ary miavaka tsara
MISORATRA ANARANA MIALOHA ÀRY
HISY PRATIKA MANOKANA IREO
Toerana: Tranombarotra LIDA Anosibe
Fidirana: Amin’ny 08:30/ tontolo andro
Tel: 034 50 067 89
_Mpampiofana/ Malagasy Mandroso
_Mpiaramiasa/ Tranombarotra LIDA

« Tilapia Consulting : Expertise et Services à Madagascar »

Tilapia Consulting-Elias Services MG
4 hours ago
Maiva leroa
Matianina hatrany
#Tilapia_for_ever
#Professionnel
Tilapia Consulting-Elias Services MG

« Ne sous-estime jamais ta valeur ! »

10 hours ago
AZA MANAMBANY NY VALEUR NAO IZANY
Sarobidy foana ny Diamondra, na ao anaty fotaka na ao anaty vata fitaratra no misy azy. Tsy miova mihintsy ny hasarobidiny na inona na inona no tontolo iainany.
Toy izany koa ianao, sarobidy sy manana ny maha izy azy foana, na inona na inona fiheveran’ny hafa anao.
Atokiso ny tenanao sy ny fahaizanao ary aza manambany valeur zany fa sarobidy ianao.
Ireto misy fahamarinana 4 tsy ho lazain’olona anao mihintsy fa ho zaraiko anao mba hananao motivation manomboka androany
Voalohany: Ny vola iray tampitrisa dia tsy hanova ny zava-drehetra na misy hanome anao maimampoana ary, fa mety hanova zavatra betsaka kosa anefa eo amin’ny fiainanao.
Mety tsy hamaha ny olanao rehetra io lelavola io, fa mahavaha olana izay tokony hovahana iany anefa.
Noho izany aza mba ambaniana mihintsy izy io raha io loa ny ananao amin’izao
Faharoa: Ny vola dia tonga amin’izay manome lanja azy. Ny fahafahanao mahazo vola dia mifandray mivantana amin’ny valeur entinao amin’ny hafa.
Arakarakin’ny anampianao ny manodidina anao no hahazoanao vola bebe kokoa.
Fahatelo: Ny finoana ananao momba ny vola no mamaritra ny fahombiazanao. Raha mino ianao fa tsy millionnaire dia tsy ho millionnaire izany mihintsy ianao.
Ovay ny finoana momba ny vola dia hiova manaraka izay no vola miditra aminao.
Fahaefatra: Ny fifehezana ny fidiram-bola dia famerimberenana matetika ny zavatra ataonao ho loharonombola, ny faharetana sy fikirizana aminy.
Ireo olona goavambe hitanao androany io dia débutant iany koa ireo taloha.
Ohatra izao: Président Ravalomanana dia mpivarotra ronono amin’ny bicyclette no niantombohany kanefa dia manana orinasa be dia be ankehitriny.
Mety hanontany tena ianao hoe ahoana no nahombiazany
Tsotra ny valiny:
Sahy nanomboka tamin’izay teo ampelatanany izy,
Tsy niandry fotoana tonga lafatra mba hanombohana,
Tsy niandry azy ho tonga lafatra fa natombony ilay zavatra nataony ary natsarainy tsikelikely

« Apprenez à faire des glaces multicolores à la maison »

Ndao tsika hapitombo fidirambola
Za mampianatra glace multicolore izay liana (en ligne)
3000ar fotsiny maman defa manana vadin’asa afaka ampidirana vola isika an
Misy vidéo teny Malagasy mazava tsara miampy fanazavazana an-tsoratra ny fampianarana