Manehosoa is feeling thankful.
12 minutes ago
Ny fampianarana savony no tena ahafantaran’ny maro anay akoatran’ny fivarotana fitaovana sy akora ilaina momba ny savony.
Ny »AKANY TIA ZAZA » indray teto no naneho ny fahatokisany anay ka niantso anay fanindroany mba hampianatra azy ireo
Isoranay hatrany ianareo rehetra izay efa niara-niasa
Hoanareo izay manam-pikasana ny hianatra kosa dia aza misalasana fa hoanareo no antom-pisianay. Na olotokana, na fikambanana, na orinasa, na olona efa mahay savony nefa mila torohevitra sy tohana manokana dia aza mihafahafa miantso na manoratra avy hatrany aty aminay.
Aza adino fa mbola misy foana ireo fitaovana rehetra sy ny produit rehetra ilaina amin’ny savony annn !!
Manao livraison zahay ary mandefa any amin’ny faritra ihany koa
034.55.180.29/ 033.70.226.90
« Apprendre à fabriquer du savon, facile et rentable ! »
