Catégorie dans maladies respiratoires

Faux Sciatique : Syndrome du Piriforme, tout comprendre

November 14, 2023
Miarahaba anao indray izahay ato amin’ny milamina fahasalamana anio. Fampafantarana ny mahakasika ny FAUX SCIATIQUE(SYNDROME DU PIRIFORME) no horesahintsika eto anio. Izany dia ampafantarinay anao mba tsy ampifangaroana azy amin’ny hernie discale na nevralgie sciatique.
Ny piriforme dia muscle izay mitoetra ao amin’ny maoja(hanche) eo ambonin’ny nerf sciatique. Izy no mahatonga anao afaka manetsika ny fe(cuisse) sy mampitombona ny tsara ny valahana(bassin) ary ahafahanao manodina ny maoja(hanche).
Rehefa mihoritra na maratra(mivonto) vokatry ny fihazakazahana amin’ny fikarana na tohatra matetika sy fandehanana amin’ny lalana kisilasila dia manindry ny nerf sciatique izy ka miteraka fanaintanana (irritation du nerf sciatique) dia marary manomboka eo amin’ny valahana(bassin),maoja(hanche),fitombenana ary ny tongotra rehetra toy ny fitrangan’ny hernie discale na nevralgie sciatique fa ny mahasamihafa azy dia tsy marary ny eo amin’ny lamosina ambany(colonne vertébrale L4 na L5 na S1).
Koa raha misy tranga miseho mitovy amin’ireo voalaza rehetra ireo eo aminao dia ity misy vahaolana haingana sady efa nahitana vokatra tsara tamin’ny olona maro ny fanarahana traitement amin’ny alalan’ny gamme d’entretien vaovao ( CATAPLASME DE GIROFLE + HUILE À BASE DE GIROFLE + POUDRE DE GIROFLE POUR INFUSION).koa raha hanjifa azy ianao dia antsoy mivantana ny laharana 0347039680 pour commande fa manao livraison GRATUITE 7j/7 et jour férié izahay raha eto tana ianao ary mandefa any amin’ny faritra ihany koa raha any ianao tompoko.
PRIX GAMME D’ENTRETIEN:35000 ariary/gamme.

« Sinusite : Symptômes, Causes et Solutions Naturelles »

Ahoana ny fisehon’ny sinusite
Marary andoha lava
Tsentsina ny orona, tsy afa miaina tsara
Manisin-delo matetika
Mivoaka rehoka mavo na maitso ny orona

Inona no mahatonga ny sinusite
Sery matetika
Allergie
Ny bactérie any amin’ny taovam-pisefoana
areti-nify

Inona no fitsaboana tokony atao
EFA MISY VAHOLANA HO ANAO IZAY TSY MILA MANDANY VOLA ARY TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO ATORO ANAO.
TANDREMO FA METY HITERAKA FAHAFATESANA RAHA TOA KA TSY VOATSABO
FREE
· ANTANANARIVO
FITSABOANA SINUSITE NATORALY
Message

[ « Tosidra avo? Fomba fitsaboana natoraly », « Mifehy ny tosidra amin’ny fomba natoraly », « Fomba voajanahary hamerenana ny tosidra », « Fitsaboana tosidra : Fomba natoraly sy mahomby », « Tandremo ny tosidra : Fomba fitsaboana natoraly »]

| Raha toa ka misy ny iray amin’ireto fambara ireto ianao na ny havanao dia tsara manantona tobim-pahasalamana sy hitsapa tension. Ny fisiany dia mety midika fa miakatra ny tosidrà (hypertension artérielle), ka mila fitsaboana maika sy maharitra.
Ireto ary izy ireo :
Palpitation
Mora kizitina
Mandeha ràn’orona
Marary an-doha lava
Rera-dava
Manjavona ny fijery
Marary ny hatoka
Ratsy torimaso
Volivoly tanana
Very tadidy
Mora fanina
Mora sempotra
Sofina maneno
RA MANANA OLANA AMZANY NEFA IANAO DIA AFAKA MANAMPY ANAO IZAHAY IZAY TSY MILA MANDANY VOLA BE AKORY FA ZAVAMANIRY SY VOANKAZO NATORALY IANY NO ATORO ANAO
TONGA DIA MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ WE
TOSI-DRA
DIA HO VALIKO IANAO
BOKY FAHASALAMANA PDF
FREE
· ANTANANARIVO
FITSABOANA TOSIDRA NATORALY
Message

[« Vieillesse et Maladie : Un Combat Sans Fin »]

Cô Chú Sống Rất Hiền Lành,Phúc Hậu nhưng luôn phải chịu những đắng cay trong cuộc sống
Cả Cuộc Đời tần tạo nuôi các con nhưng đến nay 2 cô chú lại phải chịu nỗi đớn một mình, Không phải ruột già nhưng sao thấy đau xót trong Lòng
“Con không muốn đưa ba mẹ về để chịu những cơn đau hành hạ. Nhưng giờ con hết cách rồi Ba mẹ ơi.” Đó là câu nói của chị Vân Anh , vừa nói chị vừa khóc. Chị không đành lòng đưa ba mẹ về nhưng tiền bạc không còn thì lấy gì tiếp tục điều trị.
Căn nhà diện tích 20 m2 có 3 nhân khẩu không đất canh tác là hộ đặt biệt khó khăn của ấp Chánh xã Tiên Thủy huyện Châu Thành Bến Tre.
Cô Bùi Thị Tám (61 tuổi) bị ung thư buồng trứng giai đoạn cuối nay di căn nổi hạch rất to khối u nay chảy nước cô đau lắm, không uống thuốc mỗi ngày là cô đau đớn không ngủ được nhưng vẫn gắng gượng để con gái cô nghĩ rằng “ Cô vẫn ổn, không sao đâu Vân Anh đừng lo…”
Còn Chú Phạm Công Nhanh 61 tuổi (chồng) bị lao phổi cũng đang bệnh hoành hành mấy năm nay.
Cô chú giờ chỉ có mỗi người con gái duy nhất đã lấy chồng hoàn cảnh cũng khó khăn đã bán hết tất cả nữ trang là của hồi môn để lo cho ba mẹ, giờ trong tay cũng không còn gì để bán nữa… mấy nay nhà hết gạo, chị Vân Anh nấu cháo để cô chú ăn lót dạ. Nghe sao xót quá cả nhà ạ.
Hai hôm nay khối hạch chảy nước cô Tám tâm sự ( Cô đau lắm con ơi ! mà không có tiền đi khám mua thuốc ) Nghe đau mà thắt ruột theo cô .
Kính mong anh chị lướt qua giúp « CHIA SẺ » làm phước – để bài viết này đến được tay các MTQ gần xa giúp cô có tiền tái khám uống thuốc để khối U bớt đau và cho chú có ít tiền trị bệnh
Mọi sự giúp đỡ phát tâm MTQ gần xa đóng góp Quý vị xin gửi trực tiếp về cho chị Vân Anh là con ruột của cô chú ạ :
STK : 061526691
Ngân Hàng : VIB
CTK : PHẠM THỊ VÂN ANH.
Nội Dung : giúp GĐ cô Tám chữa bệnh
Mọi người lướt qua hãy cho cô chú xin 1 CHIA SẺ để được MTQ giúp đỡ
TRAO YÊU THƯƠNG – KHỞI NGUỒN HẠNH PHÚC XIN CHÂN THÀNH CẢM ƠN TẤM LÒNG CỦA TẤT CẢ MỌI NGƯỜI !
See Translation

Douleurs musculaires et articulaires : Traitement naturel

FISEHOAN’ARETINA:
-marary ny valahana mila hotapaka
-marary ny valahana rehefa miondrika ela,mipetraka ela
-marary valahana rehefa avy matory
-marary ny lamosina rehetra
-marary ny foto-pe
-marary ny lohalika
-manaintaina ny ranjo sy tapitpngotra
-ohatrany lanin’ny courant ny tongotra iray manontolo
-mitaritarika ila rehefa mandeha
-mitolefika tafapetraka tampoka rehefa manaikitra tompoko be iny izy
-mideforme ny vatana rehefa mia-grave
-tsy mahafaty fa mety hampalemy raha tsy voatsabo
MISY VAHOLANA NEFA IZANY
TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO ATORO ANAO
TONGA DIA MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ AVY ATRANY AZAFADY INDRINDRA
1VOLANA DIA EFA MAHITA VOKANY TSARA IANAO
AKORA 3 KARAZANY NO AMPIASAINA

« Sinusite : Des solutions naturelles pour soulager la douleur »

Ahoana ny fisehon’ny sinusite
Marary andoha lava
Tsentsina ny orona, tsy afa miaina tsara
Manisin-delo matetika
Mivoaka rehoka mavo na maitso ny orona

Inona no mahatonga ny sinusite
Sery matetika
Allergie
Ny bactérie any amin’ny taovam-pisefoana
areti-nify

Inona no fitsaboana tokony atao
EFA MISY VAHOLANA HO ANAO IZAY TSY MILA MANDANY VOLA ARY TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO ATORO ANAO.
TANDREMO FA METY HITERAKA FAHAFATESANA RAHA TOA KA TSY VOATSABO

Sinusite: Reconnaissez les symptômes!

Ahoana ny fisehon’ny sinusite
Marary andoha lava
Tsentsina ny orona, tsy afa miaina tsara
Manisin-delo matetika
Mivoaka rehoka mavo na maitso ny orona

Inona no mahatonga ny sinusite
Sery matetika
Allergie
Ny bactérie any amin’ny taovam-pisefoana
areti-nify

Inona no fitsaboana tokony atao
EFA MISY VAHOLANA HO ANAO IZAY TSY MILA MANDANY VOLA ARY TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO ATORO ANAO.
TANDREMO FA METY HITERAKA FAHAFATESANA RAHA TOA KA TSY VOATSABO
FREE
· ANTANANARIVO
FITSABOANA SINUSITE NATORALY
Message

Problèmes de prostate : Trouver des solutions

Te hipipy matetika
Maheno mamay rehefa mipipy
Mikorontana ny erection (lasa mora tonga, ndraindray maty andavaka, tsy mienjana tsara ary lasa malemy tanteraka Balita
Sahirana vao mahapipy ary misy goute kely foana tavela
Marary manodidina ny faritra misy ny balita
Fahatsapana hoe mbola misy pipy tavela any rehefa avy nipipy
Misy rà manaraka ny pipy na tsirinaina
FANTARO ARY FA
Afaka atao tsara ny miaro ny vatana tsy ho tratrin’io
Afaka atao ihany koa ny mitsabo azy raha efa misy ireo soritr’aretina ireo ianao
Ary mbola afaka atao koa ny mitsabo raha ohatra efa mivonto mihitsy ny prostatinao
RA EFA TAFIDITRA AO ANATIN’NY ARETINA IANAI DIA MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ WE
PROSTATE
TSY MISY RESAKA PILE NA PRODUIT FA ZAVAMANIRY SY LEGIOMA ARY VOANKAZO NATORALY IANY NO ATORO ANAO
AKORA VITA AMIN’NY VOTAVO
TAMOTAMO
SOJA
ATODY SNS
HO ATORO ANAO NY FOMBA FIKARAKARANA AZY FA MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ AVY ATRANY EEE

« Fikorontan’ny fo: Soritr’aretina sy Fisorohana »

Tena anisany mpahazo ny olona maro amin’izao vanim-potoana izao ny olan’ny fo ,na zaza ,na ankizy ,na tanora na olon- dehibe dia tratran’i fikorontan’ny fo io ,kanefa dia tsy hita soritra ilay fototr’ aretina .
Matetika dia somary mitovy foana ny fitrangan’ izany aretin’ny fo izany
– Misentosento lava tsy ahoan- tsy ahoana
– Lasa manana fihetsem-po mora malahelo,ary somary marivo ranomaso aza ny sasany
– Lasa misy zavatra manindrona manevika miakatra any amin’ny fo ,ny ilany havia matetika no misy an’io zavatra manindrona io
– Lasa kely aina sy mora reraka ny vatana ,tsy mihazona Calcium ny vatana ,mora ritra ny calcium sy ny magnésium amin’ny vatana ,ka lasa mora manavy na mangorana ny vatana indraindray.
-mitady ho sempotra refa manao Effort mafimafy na miakam-piakarana kely na matory ka iva ny ondana
– Lasa mizihitra ny kibo na mivonto ny tanana sy ny tongotra ,ny tarehy ,lasa binabina ny vatana
– Malain-komana ,mora voky
– Volivoly ny tanana sy ny tongotra , indrindra ny ilanao havia
– Tsy dia mahita tory indraindray ,na matory dia taitra dia avy eo tsy mahita tory intsony
– marary andoha matetika ,sy manjavona ny maso indraindray ,no sady fanina
Anisan’ny fototra mahatonga an’ io fikorontan’ny fo io dia vorika miparitaka raha lehilahy no voany ,fa lafika miparitaka kosa raha vehivavy no misy azy ,izany hoe efa mivangongo be ilay vongan-drivotra ao anaty dia lasa miparitaka misandrahaka misondrotra mankany amin’ny fo ka lasa feno rivotra ny fo ka lasa tsy miasa ara-dalana na mikorontana mihitsy ny fiasan’ilay fo ,refa tena mibosesika ilay rivotra @ fo dia mitarika mivontosan’ny fo mihitsy izany ka misy aza lasa mandalo fandidiana fo tsy fidiny
Matetika tsy hitan’ny échographie na scanner na ny radio sy ny fitaovam- pitiliana maro io aretina io
RA EFA TAFIDITRA AO ANATINI ARETINA IANAO DE MANDEFASA MESSAGES PRIVÉ AVY ATRANY
BOKI PDF TSY MISY RESAKA PILE NA PRODUIT FA ZAVAMANIRY SY LEGUME IANY NO ATORO ANAO
MANDEFASA MESSAGES (MP)

« Sinusite: Symptômes, Causes et Traitements »

Ahoana ny fisehon’ny sinusite
Marary andoha lava
Tsentsina ny orona, tsy afa miaina tsara
Manisin-delo matetika
Mivoaka rehoka mavo na maitso ny orona

Inona no mahatonga ny sinusite
Sery matetika
Allergie
Ny bactérie any amin’ny taovam-pisefoana
areti-nify

Inona no fitsaboana tokony atao
EFA MISY VAHOLANA HO ANAO IZAY TSY MILA MANDANY VOLA ARY TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO ATORO ANAO.
TANDREMO FA METY HITERAKA FAHAFATESANA RAHA TOA KA TSY VOATSABO