Archive dans 18 juillet 2024

Formation pratique en charcuterie: maîtrisez l’art culinaire

Tia Akoho Race
15 hours ago
Finaritra e
MANASA ANAO ANISY J’AIME NY PEJY AFAHANAO MANARAKA NY ZAVATRA VOKARINAY
EFA LASA ILAY ATODY FA AFAKA MANAO COMMANDE IZAY MILA
Ho anao Tia Kalitao LIGHT SUSSEX tena tsara sady vaventy no avo be
amin’ilay tena GEANT tsara
Misy atody Feconde tsara ato ho anao izay mitady zavatra tsara
Aza misalasala mandefa hafatra miafina
#SUSSEX_GEANT(PATTE BLANCHE)
#TIA_AKOHO_RACE

Vatan’akondro tsara: Teknika ampiharana sy famokarana ae261

6 days ago
ATAOVY ITY RAHA TE HAMADIKA NY VATAN’AKONDRO HO VOLA IANAO
Mety efa naheno ve ianao fa azo hamokarana sakafo tsara ny vatan’akondro? Ankoatry ny fampiasàna azy ho sakafom-biby sns dia azo hamokarana SHIPS matsiro ihany koa izy
INDRO OMEKO ANAO NY TEKNIKA
———————————————
Esorina ilay hoditra vatan’akondro malamalama iny, mba hahazoanao ilay izy makarakara no ilaina
Silahana ary tetehina araka izay hitiavanao azy aveo
Halòna ranon-tsira rehefa izay mandritra ny 50minitra eo ho eo, rano mangatsiaka
Vita izay dia tsihifina hiala ny rano aminy, ka fafazana lafarinina manify aveo (afaka hakifika kely izy raha toa ka matevina ny lafarinina)
Hataingina ny menaka ka arotsaka izy hendasina, dia mazotoa homana àry e rehefa masaka ny nahandro fa afaka aroso avy hatrany izy aorian’izay rehetra izay
FANAMARIHANA
Raha tianao hatsaraina ny tsirony dia azo atao no manampy azy épices samihafa araka izay hitiavanao azy
Raha ho tehirizina maharitra dia atao anaty sachet izy mba tsy ho azon’ny rivotra
MIRARY SOA HATRANY TOMPOKO
Hasaiko ianao hizara sy hanaraka ny Pejy raha mety mahasoa tompoko
– Mpampiofana
Malagasy Mandroso
– Mpiaramiasa
Tranombarotra LIDA Anosibe
– Mpanolotra
Randriamahasahana Edson

Sary sy tondro faoniambenao ny heloka be indrindra

Chicken Farmer
11 hours ago
Moa ve mba fantatrao fa raha manana akohovavy 5 ianao dia afaka ny hamokatra akohokely 700 isa eo ho eo ao anatin’ny herintaona?
Aza tara ary fa hisy tsy ho ela ny poussin wyandotte (sary 1)
ka 60.000 ariary ny zanany 3-6 jours rehefa misy
25.000 ariary kosa ny atody azo akotrika
afaka manao kaomandy ihany koa amin’ny atody sussex (sary 2)
4.000ariary ny atodiny rehefa misy
Araho tsy tapaka ary ny Pejy mba ahafahanao misitraka ny vokatra misy ato aminay
ITY FARANY ITY INDRAY DIA TOMBONY MANOKANA HO ANAO MPANARAKA NY PEJY
(Hikarakara hetsika izahay ka hisy Surprise homena an’izay mpanaraka mavitrika voalohany ny pejy amin’ny herinandro, izany hoe izay be points indrindra no mahazo surprise)
asao ny namanao hanaraka ny pejy
Mirary soa tompoko dia samy hahavanona daholo

Entana tsara matetika nefa mitady maro – Mialy Razakamanana

Entana tsara nefa mora

ABREUVOIR
1 L:8000 ar
1.5L:10 00 ar
4L:8500ar(tsisy tahony)
3 L:11 000 ar
6 L:15 000 ar

MANGEOIR
3KG:12 000 AR
6KG:15 000 AR

PLATEAU DE DÉMARRAGE
55CM:12 000 AR

LAMPE INFRAROUGE
150W :23 000 AR
250W:30 000 AR
DOUILLE :4000 AR

BALANCE ÉLECTRONIQUE
10KG:15 000 AR
50KG:13 000 AR
034 27 312 66 Livraison possible. Mandefa faritra

Livraison de fruits de mer de qualité à Antananarivo

Qualité top foana ny antsika
Tsara lanja ,,
Livraison avec glacière
Récupération 67ha
0340669473

Livraison rapide de produits de santé efficaces à Madagascar

Manadio sy manala ny tasitasy rehetra miraikitra izay isan’ny manimba ny nify
Manafotsy tanteraka ary manala ny fofona manelingelina
Haingampiasa be, efficace tsara tsisy atahorana na @ effet secondaire
Mety @ rehetra
Livraison Tana et PROVINCE par colis et Mvola,lundi au samedi et dimanche après midi
Contact :034 73 942 38