See Translation
0:00 / 14:44
daily affirmations
Admin
· 1d
yummy husband and wife eat food
See Translation
48 minutes ago
Afa iany maman tia zanany jiaby Tsy mba magnavaka oavy surprise iza olo mbola tsary nahazo tam maman .
Partager maxi
Ijery olo mbola tsary nahazo zaho io , sady olo mb itako mazoto magnaraka maman sy miantso namany ahazo surprise
« Mode Couple : Vos Photos, Un Nouveau Style »
2 hours ago
Mp raha hatao mode couple ny sarinao
« Quand l’amour se transforme : Comment reconquérir son cœur ? »
>>>>Nifankatia taloha fa taty aoriana niova be ny fietsiny, ilay tambitamby fanaony isan’andro dia efa tsy ataony intsony izao, lasa tara refa mody, tia revy… sns nefa izy milaza hoe mbola tia.
Matoa mitranga ireo dia misy tsy mahaliana azy ny ao antrano na ny zavatra ataonao
>>>>Hoy aho matetika amin’ireo mandray anjara aty amin’ny mp: raha te hisintona ny fon’ny vadinao ianao dia any amin’ny fahalemeny jereo voalohany, tsy misy afa tsy izay ihany. Tokony ho fantatrao aloha hoe inona avy ny tahotra hananany, fantaro manarak’izany koa ny zavatra tiany.. . sns Toy izany koa raha maditra ny vadinao fandrio amin’ny fahalemeny ihany fa raha tena misy izay dia tokony hanaiky anao raha ampamatorana no anaovana azy.
Mirary soa ny rehetra indray
« Brahma Couple 7 mois, Besoin d’aide, Appelez vite! »
6 hours ago
Salam daholo miova tolotra Brahmâ couple mp Zay Lina 7 mois n’a miantso 0349096366!
Merc admin
« Manandrana miompy koloka, vaniny lahiny foana »
Manandrana miompy koloka dia efa manomboka manatody’ le Vavy, de mila vaniny amle lahiny foana.
Tena otrany ireny mpivady miady andalana ireny.
Normal ve ?
Mety ho maro ihany ve le atody ?