Catégorie dans fidélité

« Respectez Votre Partenaire, Évitez la Dénigrement »

7 hours ago
FADIO NY MANARATSY NY VADINAO AMIN’OLONA
Ekena hoe tsy tonga lafatra ilay olona novadianao fa tandremo dia tandremo ny manaratsy azy any amin’ny namana na havana na manodidina satria vadinao io olon_tianao ra tena fitiavana marina nanekenao azy
Ianareo Ary no tokony hifampiaro na misy ny olana na tsy misy …tsy ianao no handeha hanalambaraka azy any ivelany nefa olona miaraka matory aminao isan’andro…
Maro tena maro ireo olona manaratsy ny vadiny any ivelany nefa tsy menatra fa dia mody any ihany ary any ihany anefa no mipetraka …
Dinio ihany ny zavatra ataotsika fa isika ihany no mamboly problème amin’ny fiainantsika…
Tokantrano izany tsy fitatara fa aleo ho anareo samy irery …zaran’olona sasany aza mahafantatra ny olanareo ao antrano hafahany manalabaraka ny fiainanareo etsy sy eroa
Mirary soa antsika rehetra
Abonnéo ity page Vaovao ity
Denise fans
Fa ho maro ny zavatra hirantsika ato