Catégorie dans karazana laoka

« Votre Esturgeon Frais pour un Weekend Délicieux »

September 6 at 3:59 PM
Esturgeon
Mifarana sahady n’y herinandro
Mitady laoka weekend vé
Ireto misy karazany samihafa azo atao amin’ny Esturgeon
Aza misalasala miantso n’a manao commande Ary e

« Week-end gourmand : Canard en fête ! »

19 hours ago
salama daholo!!!
laoka week end ooo
cuisse de canard
foie gras
magret de canard
canard entier
0386181102
0337112762

Fomba fikarakarana karazan-tsakafo mora na ara-tehinam-boky

Amin’izao ankatoky ny fety izao, izahay dia manolotra ANAO BOKY RECETTE (teny malagasy) izay ahitana fomba fikarakarana karazan-tsakafo tsotra sady mora.
Koa araraoty ary fa IANAO ihany dia afaka mikarakara ny sakafo ho an’ny ankohonanao
Ireto avy no hitanao ao:
– karazana laoka malagasy afaka atao @ andro fety sy andavan’andro
-karazana lasopy isankarazany (soupé chinoise, soupé tamatave, soupé speciale )
-Entre froide et chaude,
-Pâtisserie sy boulangerie (Brioche, cake, gâteau, …)
-snack maro isankarazany, ..(Nem,sambos, flan,pizza, donut,cacapigeon, vantan, …)
alefaso MP ny hoe « RECETTE » raha mahaliana anao