Catégorie dans snack maro

Découvrez les délices de PIZZA ZANIA MAGIC 1METRE & SNACK!

about an hour ago
ALEO ASIANA LALAO KELY ARY E…
roa (2) no loka ety #TALATAMATY
– Ohatrinona ny vidin ity #PIZZA_ZANIA_MAGIC_1METRE sy #SNACK_MAGIC_1METRE ity ato amin ny Foodzania by Ariela ?
Soraty eto amin ny commentaire eto.
– Zarao ity publication ity
Izay roa tsara vintana, sarihinay eto, dia mahazo iray avy. ZOMA @20h no tapitra ny lalao.
#TALATAMATY,
038 86 416 97
Misokatra 7j/7j
#LIVRAISON sur appel ihany

Fomba fikarakarana karazan-tsakafo mora na ara-tehinam-boky

Amin’izao ankatoky ny fety izao, izahay dia manolotra ANAO BOKY RECETTE (teny malagasy) izay ahitana fomba fikarakarana karazan-tsakafo tsotra sady mora.
Koa araraoty ary fa IANAO ihany dia afaka mikarakara ny sakafo ho an’ny ankohonanao
Ireto avy no hitanao ao:
– karazana laoka malagasy afaka atao @ andro fety sy andavan’andro
-karazana lasopy isankarazany (soupé chinoise, soupé tamatave, soupé speciale )
-Entre froide et chaude,
-Pâtisserie sy boulangerie (Brioche, cake, gâteau, …)
-snack maro isankarazany, ..(Nem,sambos, flan,pizza, donut,cacapigeon, vantan, …)
alefaso MP ny hoe « RECETTE » raha mahaliana anao