Product/service
Send message
Baomam de Menabe is in Antananarivo.
2 hours ago
Poudre Baobab manampy be amin’ny fahasalamana
Vokarin’ny BAOMAM de Menabe…mbola tsy niova ny kalitaony
,mandefa en gros(+ de 10kg) sy en détail (- de 10kg)
Raha mahaliana anao ny hiara-hiasa aminay,afaka miantso mivantana ny 032 04 555 02
Poudre indienne : Soignez vos cheveux naturellement
Ny poudre indienne dia anisan’ireo soin tena be voka-tsoa be ho an’ny volo (manalava volo , mampatevina volo , mampijanona ny volo mihintsana , mampangirana volo , sns) ary vetivety dia ahitana voka-tsoa
Maro karazany ny poudre indienne ary samy manana ny mampiavaka azy ny asany ka tsaratsara raha akambana rehefa mampiasa azy
Ireto avy ary ireo poudre indienne tena anisan’ny tsara be ho an’ny volo :
Poudre d’amla : mampalava volo haingana , mampijanona ny volo mihintsana, ary miaro ny volo tsy ho mora fotsy
Poudre de shikakai : manala angadrano, manadio ny volo (shampooing naturel), manalava sy manamafy ary mampangirana ny volo
Hibiscus: manamafy ny volo , miaro ny volo tsy ho vakivaky , manala angadrano
Bhringraj : manatevina volo , mampijanona ny volo mihintsana , izy ity no poudre indienne tena mampalava volo indrindra
Methi sy Brahmi : manamafy ny volo ary mi-gainer ny volo ka mampatevina ny volo , manalava ny volo
Fomba fampiasana ny poudre indienne :
Maka poudre izay mahampy anao ( tsaratsara kokoa raha mélange na poudre maromaro no ampiasaina) , asiana rano matimaty , afangaro tsara avy eo ahosotra amin’ny volo , avela 30 min avy eo kobanina
Mba manandrama anie mampiasa poudre indienne fa ho hitanao fa vetivety dia hialava ( 3 à 4 cm par mois eo) sy hiatsara ary hiasalama ny volonao
Izahay eto amin’ny page ihany koa dia mivarotra ireo poudre ireo ka midira mp raha mila izany ianao