« Toux tenace? Le remède naturel au tamarinier »

11 hours ago
KOHAKA TSY METY AFAKA:RAVINA VOAMADILO na KILY
Efa tena lany aiky ianao nitsabo kohaka ankizy na olon-dehibe t@ fanafody vazaha.
dia mampiàsà RAVINA VOAMADILO NA FEUILLES DE TAMARINIER.
ODY KOHAKA NATORALY TENA MANDAITRA SADY MITSABO ALLERGIES IZY
#FIKARAKARANA_AZY
Maka ravina voamadilo tangozany 7 (
Ampangotrahy miaraka amin’ny ranona CITRON lehibe amin’ny loharano na rano vovo madio na ranon’orana na eau vive 1,5 litre mandritra ny 5 min dia atao rano fisotro mandritra ny tontolo andro ary sotroinao ivelan’ny sakafo izany(Azo mamiana tantely kely isaky ny hisotro azy
TSY MAMPIASA RANO JIRAMA)
15 ANDRO NO FAHARETAN’NY FISOTROANA AZY DIA AJANONA 15 ANDRO

ary averina afaka 15 ANDRO DIA SITRANA TSY MIVERINA INTSONY ny kohaka.
ankoatran’izay dia tsara mihinana legioma sy voankazo betsaka mampatanjaka ny hery fiarovana.