Mirary farany Herinandro feno fahavitriana ho antsika rehetra Aza adino fa misokatra isaky ny Alahady, misy ihany koa ny Livraison TANA VILLE Ety Ankazomanga ary ny fotoana MAVITRIKA Be misakafo Oento ny namana fa efa mirary dia mirary 038 41 043 93

Mirary farany Herinandro feno fahavitriana ho antsika rehetra
Aza adino fa misokatra isaky ny Alahady, misy ihany koa ny Livraison TANA VILLE
Ety Ankazomanga ary ny fotoana
MAVITRIKA Be misakafo
Oento ny namana fa efa mirary dia mirary
038 41 043 93

Afaka atao Fanomezana ihany koa anie ny Pizza e Aminy vidiny Mirary Hatrany Manomboka aminy 9’900Ar dia efa mahazo Tsigeritaona nahaterahana sns.. Efa akaiky koa ny Fetin’ny Reny an Iza Avy Ilay olona teraka volana Mai ato. Coucou, hoan’i Re

Afaka atao Fanomezana ihany koa anie ny Pizza e
Aminy vidiny Mirary Hatrany
Manomboka aminy 9’900Ar dia efa mahazo
Tsigeritaona nahaterahana sns..
Efa akaiky koa ny Fetin’ny Reny an
Iza Avy Ilay olona teraka volana Mai ato.
Coucou, hoan’i Reny rehetra
ho avy ny Pizza an..
Mirary ny Soa Hatrany.
Tolory Fitiavana miavaka miaraka aminy Pizza Sak’Hai ny manodidina anao.
038 41 043 93

Ny Livraison Tana VILLE ihany Ety Ankazomanga indray ary ny fotoana e Efa afaka mandray ny commande izahay an..sao tsy mahazo eo indray fa rehefa mijanona ao an-trano dia noana Lava ny rehetra sa tsy izany ? Afaka mihinana dieny androany koa anefa an.

Ny Livraison Tana VILLE ihany
Ety Ankazomanga indray ary ny fotoana e
Efa afaka mandray ny commande izahay an..sao tsy mahazo eo indray fa rehefa mijanona ao an-trano dia noana Lava ny rehetra sa tsy izany ?
Afaka mihinana dieny androany koa anefa an..
Nareo sisa no andrasana,
038 41 043 93
+6

Afaka atao Fanomezana ihany koa anie ny Pizza e Aminy vidiny Mirary Hatrany Manomboka aminy 9’900Ar dia efa mahazo Tsigeritaona nahaterahana sns.. Efa akaiky koa ny Fetin’ny Reny an Iza Avy Ilay olona teraka volana Mai ato. Coucou, hoan’i Re

Afaka atao Fanomezana ihany koa anie ny Pizza e
Aminy vidiny Mirary Hatrany
Manomboka aminy 9’900Ar dia efa mahazo
Tsigeritaona nahaterahana sns..
Efa akaiky koa ny Fetin’ny Reny an
Iza Avy Ilay olona teraka volana Mai ato.
Coucou, hoan’i Reny rehetra
ho avy ny Pizza an..
Mirary ny Soa Hatrany.
Tolory Fitiavana miavaka miaraka aminy Pizza Sak’Hai ny manodidina anao.
038 41 043 93

Sak’hai Send message Sak’hai is feeling happy. Tolotra pizza* mora no sady matsiro be! Aza miandry intsony ary fa atsoy ny laharana: 038 41 043 93! Misafidy ianao mpanjifa, na « récupéré-na sur place » Ankazomanga boulevard de l’Europe ny commande-nao, na k

Sak’hai
Send message
Sak’hai is feeling happy.
Tolotra pizza* mora no sady matsiro be! Aza miandry intsony ary fa atsoy ny laharana: 038 41 043 93!
Misafidy ianao mpanjifa, na « récupéré-na sur place » Ankazomanga boulevard de l’Europe ny commande-nao, na koa livré-na, sarany manomboka 3 000 Ar.
Misy koa ny tolotra « Pizza double » zay efa tafiditra ao amin vidiny mirary daholo ny sarany rehetra, hatramin’ny frais de livraison raha TANA ville no misy anao, raha mivoaka « périphérie » kosa dia manampy frais 2 000 Ar monja.
Manomboka sabotsy, 02 Mars 2024 ny livraison. Tsy mivoha Latsinainy. ***Format pizza MM (26- 25 cm)