Fresh Fish & Meat Supermarket
Chef
Call now
Fresh Fish & Meat Supermarket
July 4 at 10:00 AM
!! ARRIVAGE JEUDI – VENDREDI – SAMEDI !!
Fish & Meat Supermarket » dia faly manolotra entana vaovao frais b sous glace avokoa.
– Tilapia MM (4 – 5 pièces n’y 1kg): 20.000 ar/kg.
– Tilapia GM : 22.000Ar/kg. XXL mihotra 500g à 1kg ny iray: 23.000ar/kg
– Langouste GM 250g eo n’y iray ka 4 ny 1kg: 45.000 ar/kg
– Crevette entier xxl : 32.000 ar/k
– Crevette sans tête xxl: 36 000 ar/ kg ho an’izay efa mpaka maro.
– Foie gras : 45.000 ar /kg
– Magret de canard : 50.000 ar/kg
– Cuisse de canard : 38.000 ar/kg
HANAO SAKAFO MIAVAKA – HANASA NAMANA ?
– Sambos sy Nem 100% viande 800ar pièce – Sambos Poisson sy poulet 900ar
– Poisson frais rôti toy n’y any amoron’dranomasina ra mbola tsy afaka mande vacance hianao: 25000 ar n’y poisson entier 600g
– Tsakitsaky tena mafilotra isankarazany.
– PPN ilainao amin’ny fikarakarana sakafo
– KILALAO MIAVAKA kely ho an’ny ankizy amin’izao vacance izao nefa dia 5.000ar sy 10.000 ar monja.
Alefaso mialoa n’y commande sy réservation Dia omaninay mialoha MBA tsy miandry hianao maka entana.
Contact :038 63 772 61 / 03864 076 09
Livraison : 3500ar en ville
Adresse : Fresh Fish & Meat Supermarket Ambodimita. 200m après ron’akoho vers Andranomena.
« Fresh Fish & Meat Supermarket, l’alimentation fraîche et sûre au quotidien »
Horaire d’ouverture : Lundi au samedi de 9h à 18h