Catégorie dans Nouveautés

Nouveaux Produits Disponibles ! Commandez dès maintenant.

Irinah boutique
1d
Tonga ndray ny arrivage Ô
Mandray commandé foana zahay
Afaka manao livraison
Naiza naiza misy anao
Misy couleur azo isafidianana tsara foana reo
Qualité tena tsara be daholo
Aiza adino ny manisy j’aime ny page mba ahitanao ny arrivage manaraka

Pantalons flambants neufs bientôt disponibles

2h
Aza miala lavitra fa ho avy tamboka toy ny mpangalatra ny arrivage na pataloha manaraka ah
Abonnez-vous
,, arao tsy tapaka ny pejy fa misy zavatra tsara be nomaninay ho anareo.

Mod’elle Unique : La nouvelle collection est arrivée

32
Mod’elle unique is live now.
about an hour ago

Nouvelle carte-nay : Produits connus & nouveautés !

Am-pifaliana no hanoloranay anareo ny carte-nay vaovao anio
Ao ireo vokatra izay efa nahafantaranareo anay hatramin’ny voalohany ary, ao koa ireo vokatra vaovao be, hanomezana fahafam-po ho anareo amin’ny vidiny tena mirary
Koa manasa antsika rehetra hanjifa hatrany

Pao-zitiveo: Goûtez le nouveau sans viande!

Mahazatra antsika matetika dia hena no ao anatin’ny pao, fa andramo anie ity tsiro vaovao be entin’i Pao-zitiveo ho anareo ity eh fa ho hitanao fa tsy voatery hena no ao anatiny vao matsiro io
Alefaso aingana ary ny commande
Vidiny tsy miova 1500ar
0344569252

M Food : Nouveaux plats à Antananarivo !

M Food
Restaurant
Send message
Active
M Food
8 hours ago
FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA INDRAY
Betsaka ianareo no nangataka Ménu, plats hafa afaka jifahina ka ho fanomezana fahafaham-po anareo indrindra no nanaovanay ireto plats vaovao manaraka ireto, afaka jifahina manomboka rapitso:
– MINE SAO AU POULET
+ CROQUETTES DE POULET
:
. PLAT PM, 10 000AR
. PLAT GM, 16 000AR, JUS PM OFFERT
– PLAT MINI( MINE SAO SIMPLE), 6 000AR
– HAMBURGER DOUBLE STEAK
+ FRITES
: 16 000AR + JUS PM OFFERT
– NUGGETS DE POULET(10 pièces) + FRITES
: 18 000AR + JUS PM OFFERT
MANANA CHOIX IANAREO @ ILAY JUS PM
, COCA-COLA NA FANTA ORANGE
REHEFA MANAO ACHAT 50 000AR NO MIOTRA IANAREO DIA LIVRAISON GRATUITE NA ETO TANA VILLE NA PÉRIPHÉRIQUES
FRAIS DE LIVRAISON ETO TANA VILLE KOUSA DIA 2 000AR
NY ANY @ PÉRIPHÉRIQUES 3 000AR
NY ANY @ ULTRA-PÉRIPHÉRIQUES 4 000- 5 000AR
« Manome ny tsara indrindra ho anareo foana izahay eto @ M FOOD »
#food_lovers
#food_is_bae
Manasa anareo hiditra ao @ mp manao ny commande na miantso/message @ 034 46 924 44
Ndao hiara- hisakafo @nay e
, taomy ny namana