Catégorie dans Croissants

12000ar ny 500g ho an’ny Feuilletée classique(anaovana vol au vent,mille feuille,sns…)
12000ar ny 500g ho an’ny (croissant,pain choco,…)
NB : Mba ho paty vaovao foana no omena anareo dia manao commande 1 andro mialoha hatrany.
034 97 290 98

« Feuilletés, Croissants & Pains Chocos : Goûtez le Délice ! »

12000ar ny 500g ho an’ny Feuilletée classique(anaovana vol au vent,mille feuille,sns…)
12000ar ny 500g ho an’ny (croissant,pain choco,…)
NB : Mba ho paty vaovao foana no omena anareo dia manao commande 1 andro mialoha hatrany.
034 97 290 98

Pâtisserie maison : Pâtes feuilletées à volonté !

Manana efa vonona izahay azonao anaovana izay itiavanao azy
Pâte feuilleté classique 12000ar ny 500g azo anaovana gâteau mille feuille,quiche,petit pâté,vol au vent sns…
Pâte feuilleté levé 12000ar ny 500g azo anaovana pain choco,croissant
Livraison manomboka ny talata fa afaka mandray commande dien’izao.
Azo tehirizina 1mois ny pâte
Laharana 033 63 804 77

Croissants à l’ail et aux fines herbes : Recette facile

raha efa mpanao croissant pure beurre ianao dia soloina beurre aromatisé aux fines herbes et ail grillés fotsiny ilay beurre de feuilletage fanao amin’ny croissant ireny dia havalona ao anaty croissant ny jambon sy gruyère ary creamcheese double crème dia ampidirina lafaoro fotsiny,tsy sarotra satria tsy voatery hanamboatra croissant feuilleté à tour simple miampy double ianao eto fa mahavita croissant tsotra moelleux, malefaka tsara anefa satria misy an’ilay beurre no mahatonga an’izay
miamm
Bon appétit ooo

Pâtes feuilletées : Gâteau, Quiche, Pain Choco…