Catégorie dans cours pratiques

[ « Maitrisez l’art de la charcuterie en 1 jour! » ]

« Formation culinaire pratique : samedi 28 Septembre à Itaosy »

Madelene Marie Marie
2 days ago
SAMEDI 28 Septembre. Hoavy izao. NDRAY​ . NY formation manaraka. .
Inscription. Sur mp ou
034 /77 532 70/033 12 176 55 .
30.000 AR monja. .
Za. Daholy miantoka NY ingredient. .
Termunus bus itaosy hopitaly A9H MANOMBOKA. .
PRATIQUES. Daholy ho afapo enao

manasa aza o ! bon vendredi

veuillez vous rendre dans la section commentaires pour le regarder

Formation Pratique : Maîtrisez la Charcuterie !

Madelene Marie Marie
a day ago
Termunus bus itaosy hopitaly .NY. Toerana HOANY. Formation. Samedi .a 9h
034 77 532. 70/033 12 176 55 /mp
PRATIQUES daholy .
Inscription avant samedi .

« Formation Pratique Charcuterie: Deviens un Maître Artisan »

Fast food restaurant
Send message
Kaly-T is feeling lovely.
11 hours ago
Ny ao aminareo koa ve mankafy #Cake ny kilonga ?
Na #sakafo maraina na #gouter dia raikitra foana miaraka amin’ny #boisson kely.
Tsisy mipetraka ela izany eo fa avy dia miammmmm

a day ago

Devenez expert en élevage d’oiseaux : Cours pratique !

Send message
Mizara MADA
3 days ago
TE HAMPITOMBO HAINGANA NY AKOHONAO VE IANAO?
TE HIDITRA AMIN’NY SEHATRA MAMPAHOMBY KOKOA VE IANAO?
ITY FIOFANANA ITY DIA NATAO HO ANAO:
1)- Ampianarina anao ny fomba fanamboarana COUVEUSE tena mora Sady tsy mandany vola betsaka azo atao tsara any amin’ny toerana tsy misy JIRAMA. Misy ihany koa ny COUVEUSE Mila herinaratra.
2)- Ampianarina anao ny fomba fikolokoloana ny zanaka akoho mba tsy ho faty mandram-pahalehibeny.
3)- Omena toro-hevitra maro ianao mba hiarovana azy amin’ny aritina maro isan-karazany.
4)- Atoro anao ny fomba fanamboarana provandes: Akoho Gasy, manatody lava, fakana nofo, sy biby fiompy sasan-tsasany.
•Ny mpiofana rehetra dia omena DOCUMENTS sy VIDÉOS.
~Tongava mp hisoratra anarana, na hanotany misimisy kokoa.
~Saram-pisoratana anarana: 5.000AR.