Catégorie dans WELLNESS

Découvrez les bienfaits du traitement naturel pour rein

23 hours ago
Lydia Tsiafera Gasy
a day ago
Ireto ary le nisy nangataka de haveriko e
FANAFODY NATORALY FITSABOANA NY ARETINA VOA NA REIN TENA MAHOMBY
NY ANTONY MAHATONGA NY ARETINA VOA
1) Noho ny fanaovana firaisana ara-nofo tafahoatra raha(lehilahy).
2) Noho ny fihinanana sakafo be sira tafahoatra.
3)Noho ny fisotroana kafe tafahoatra.
4) Noho ny fihinanana hena tafahoatra.
5) Noho ny fitazomana pipi matetika ihany koa.
NY FITSABOANA NY ARETINA VOA NA REIN
#ZAVATRA_ILAINA :
Fakam-pary(Racine de canne à sucre)
#FOMBA_FIKARAKARANA_AZY :
Tanehana amin’ny rano 1 litatra sy tapany ny fakam-pary indray tanana dia atao rano fisotro ny maraina sy ny atoandro ary ny hariva. Alohan’ny sakafo avokoa.
#FAHARETANY_TRAITEMENT :
Mandritra ny 3 andro misesy ihany.
Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGEZ AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA izao merci
Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavan-tsoa sy mahaliana isanandro ianao
Kitiho ilay soratra mangakely ery ambony indrindra
Lydia Tsiafera Gasy