Catégorie dans Croustillante

« Galette croustillante : Recette facile et savoureuse »

15 hours ago
#recette
Raha anisan’ilay tia manamboatra #gouter ianao na abonné @fividianana #galette #croustillante dia natao ho anao ity
Ireto ary ny zavatra ilaina rehefa anao #préparation an’ito #sakafo ito isika e :
farine 500g
Atody 3
sucre 200g
levure chimique 1 sachet
sel 1pc
huile 250ml
parfum (zay tianao)
180° ny cuisson ilainy ary 20mn eo eo ny durée anaovan’azy.
Dia izay indray ary ny fizarana kely nataoko anio, zarao raha nahafinaritra anao dia aza adino ny manaraka tsy tapaka ny pejy oooo