Catégorie dans boucherie charcuterie

Apprenez la charcuterie pratique – Formation à Itaosy

2h

+9

Atody mora et Grand calibre: Offre spéciale

Atody mora 580ar_ 630ar_ 680ar
Grand calibre 720ar

Formation Pratique Charcuterie : Devenez un Expert

Café

20h
Sopapa goûté saison 2
Inona indray ary ny ataontsika goûté anio ?
Satria tamin’ny 13 octobre lasa teo dia journée internationale ho an’ny hamburger dia izay no ataontsika goûté anio.
Atao fait maison dia amin’izay afa-po tsara.
Afaka hoe mividy brioche dia ny ao anatiny ianao no mikarakara azy.
Asiana :
Steak haché / Frittes / Mayonnaise / Cervella / Salade / Fromage / Tomate
Izay dia efa nahavita big burger matsiro be ianao. Mmmmhh, efa henoko sahady ny fofony
Mahazo en face pharmacie RN2
Analamahitsy eo aloha kelin’ny centre médical Marie stella
Sabotsy namehana akaikin’ny Poissonnerie Manda eo amin’ny arrêt bus Sabotsy
Téléphone : 034 25 478 47
#BoucherieCharcuterieTiaNay #Goûté #Sopapa #steackhaché #cervella