Ny asany dia:
Manatsara ny fikorian’ny ra any amin’ny ati-doha
Manadio ny Système cardio vasculaire
Mampatsora ny ra
Manatsara ny fikorian’ny ra ao amin’ny vatana
Misakana ny mety ho fiakaran’ny tosi-dra tampoka sy ny aretin’ny fo
Mandanjalanja ny tahan’ny menaka ao amin’ny ra (cholesterol)
Mikarakara ny taovam-pandevonankanina
Mikarakara ny taovam_pisefoana
Manatsara ny sela ao amin’ny ati-doha
Manatsara ny fitadidiana ary ny fahitan’ny maso
Mikarakara indrindra ny lalan_dra madinika ao amin’ny fo, atidoha, ary maso
Misoroka ny cancer sy ny areti_maso
Natao ho an’ny olona rehetra
Fatrany : 4 maraina -4 hariva (alohan’ny sakafo)
Apetraka amin’ny toerana maina tsara ary azo antoka
Raha mahaliana anao dia antsoy ny laharana
038 45 677 77