Le Chapiteau Bleu Miarahaba antsika rehetra tratry ny fankalazana ny Fiakaran’ny Tompo any an-danitra Mba hanomezana fahafahampo antsika hatrany dia mivoha ny Le Chapiteau Bleu anio tontolo andro koa tongava maro ! #lechapiteaubleu #restaurant #platsm

Le Chapiteau Bleu
Miarahaba antsika rehetra tratry ny fankalazana ny Fiakaran’ny Tompo any an-danitra
Mba hanomezana fahafahampo antsika hatrany dia mivoha ny Le Chapiteau Bleu anio tontolo andro koa tongava maro !
#lechapiteaubleu #restaurant #platsmalagasy #snack #grill #soupes #sakafomalagasy #platsdujour #grillades #Madagascar #Ascension2024

Restaurant Send message Le Chapiteau Bleu Zoma ny andro, sady zoma faran’ny volana Andao hiala voly sy hanala vokona niangona nandritra ny herinandro e ? Sa ahoana hoy ianareo ? Efa vonona ny handray anareo izahay sy ny kitonotono akoho ary ireo tsakitsa

Restaurant
Send message
Le Chapiteau Bleu
Zoma ny andro, sady zoma faran’ny volana
Andao hiala voly sy hanala vokona niangona nandritra ny herinandro e ? Sa ahoana hoy ianareo ?
Efa vonona ny handray anareo izahay sy ny kitonotono akoho ary ireo tsakitsaky isankarazany koa aza misalasala intsony
Miandry anareo izahay hatramin’ny 8 ora alina koa tongava maro ooo !!!
#lechapiteaubleu #lechapiteaubleuantananarivo #restolechapiteaubleu #grillades #soupesmaison #misao #snacking #Madagascar