Restaurant
Send message
Le Chapiteau Bleu
Zoma ny andro, sady zoma faran’ny volana
Andao hiala voly sy hanala vokona niangona nandritra ny herinandro e ? Sa ahoana hoy ianareo ?
Efa vonona ny handray anareo izahay sy ny kitonotono akoho ary ireo tsakitsaky isankarazany koa aza misalasala intsony
Miandry anareo izahay hatramin’ny 8 ora alina koa tongava maro ooo !!!
#lechapiteaubleu #lechapiteaubleuantananarivo #restolechapiteaubleu #grillades #soupesmaison #misao #snacking #Madagascar