19 hours ago
BONJOUR
Ampatsiahiviko kely ianareo Hoe
Omeo Sakafo aram-pahasalamana foana ny Zazakely, ataovy madio daholo ny fitaovana ampiasaina amin’ny Fikarakarana ny sakafony
Arao tsy tapaka ny pejy fa manome sopapa Sakafon-jaza 6-36mois isan’andro ato.
Aza adino fa izahay dia MIVAROTRA :
-KOBA VARY MENA
-KOBA AKONDRO
-KOBA KATSAKA
-FLOCON D’AVOINE
-HUILE DE COLZA
-BOOSTDONGA
-BOOSTPROTEINE (HO AN’NY LEHIBE)
Ho an’izay Maman mitady.
Bio tsara ny antsika
Quantité 200g /250g/ 500g/1kg
Izy rehetra nividy aloha atreto mbola tsy mbola nisy maty antoka eh. Sakafo aram-pahasalamana daholo ireo voalaza ireo.
Afaka atao mamy, na atao masira. afaka atao sakafo, afaka atao goute, afaka asina légumes,hena, fromage….
Afaka Manao livraison/ mandefa makany amin’ny faritra rehetra