Pomme renette
Karazana poma greffe izy ity an
15.000ar ny zanany
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra

Pomme renette
Karazana poma greffe izy ity an
15.000ar ny zanany
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra
Zanaka voaloboka manga
Ndao ianareo indray no. Manao ny prix an’io dia izay ambony no mahazo azy
Alefaso ao amin’ny commentaire
Thé au lait
Mety sakafo maraina
Koba vary malemy tsara no apesaina 500 gm
Farine 3 sotro fotsiny
Siramamy 200 gm fa afaka aena ra tsy Ty mamy
Ronono 500 ml
Vanille kely
Salama e,
Ndao ary tsika amantatra kely ny mahasamihafa ny JUS sy ny NECTAR
Ny JUS dia ilay ranom-boankazo avy amin’ny voankazo voaporitra mivantana,
Ny NECTAR
Boulette chinoise aux oeufs (hen’omby tanteraka) 27 000ar/kg
1kg (50 à 60 boulette n’y isany)
0340247240
Akaikiny Hôtel Marotia tanambao5 mitsofoka
Livraison
Poulet laqué entier 25.000ar
Tonga dia vonona avy hatrany
Lien: Antaninandro, tetezana Behoririka
:034 03 033 78 na Mp
Sakafo maraina feno otrik’aina
» La religieuse
c’est juste un petit plus »
Bon samedi
Ganagana matavy natao ritra miaraka aminy Tongolo gasy sy sakamalao + sakay tsy masika be
macaronis nadrahoana tamin’ny ronono dia nasiana crème fraîche dia fromage
sy mortadelle dia maintsomaintso kely
Nandrahoina ronono dia rehefa masaka dia nes