a day ago
FIOFANANA FANANGANANA ORINASA MAIMAMPONA
Fantatrao ve fa na tsy manana fahafahana ara-bola aza ianao dia afaka hisitraka ilay fiofanana fananganana orinasa ?
Ahoana no atao?
Amin’ny alalan’ny fandrasaisanao anjara eto amin’ny pejy.
Tsotra ny fitsipika:
– Abonnés amin’ny pejy
– Izay manao commentaires,j’aime, partage betsaka indrindra isan’andro isan’andro ireo publication zaraina eto.
Afaka mandray anjara ianao na avy amin’ny faritra aza satria efa misy ny fiofanana fananganana orinasa en ligne.
Amin’ny 31 Jolay indray no avokatsika ny mpandresy manaraka
Orinasa Tafatsangana sy Mandroso no tanjotsika
FANANGANANA ORINASA: Fiofanana Maimampona Misy Fihafahana!
