Mangatsika lotra aty @nay.bon week-end o

Mangatsika lotra aty @nay.bon week-end o
Gratin choux-fleurs(sardines, sauce béchamel, gruyère)
Totokena sy choux-fleurs tsy natao masaka be somary croquant.
Karibo o
Bon dimanche daolo o
Manasa o
karibo o
Look’s sy voanjobory maina laoka atoandro
manasa o
Misy tia ve.
Mofo voatavo atao goûter
Nandraona à la vapeur miaraka @ odiny aveo nesorina fotsiny nofony
Napina farine kely dia nafangaro
Sucre izay itiavana azy
Poudre
Napina kitoza kisoa kely ny masaka anio.
Bonne semaine daolo o