( diso masaka loatra lay harikovera

( diso masaka loatra lay harikovera
roa ihany fa mahavoky be
(tsy lany omaly daholo)
mirary alahady sambatra
soava mandry daholo
soava mandry daholo
( lay madinika no nalaina fa reo no otran’tsy marikivy be)
(tsy voatery ny ataoko no atao fa mihinàna vary ô)
soava mandry aby
soava mandry daholo