5 hours ago
Salam daholo tompoko
Ry zareo avy any Talata volonondry indray no nahalasa azy ity ka hoy aho hoe mahavanöna be tompoko de mahazahoa vokatsoa aminy

5 hours ago
Salam daholo tompoko
Ry zareo avy any Talata volonondry indray no nahalasa azy ity ka hoy aho hoe mahavanöna be tompoko de mahazahoa vokatsoa aminy
· Antananarivo
Tonga dia tso- drano no homeko anao naka azy
Mahavanona be tompoko
Ho anao izay mbola mitady ny tsara dia afaka miantso avy hatrany
Contact :03
Miarahaba antsika rehetra
AMIDY
Pie rouge tena top
9 volana mahery
Toerana Andoharanofotsy ankazo Astro
Contact :0349818819
Ronono Velona Ronono
NA DIA hariva aza ny andro dia tsy nahasakana ny diany izany tsara tsodrano namana a mahavanòna e dia tongava soa
Tsy hidoka aho fa samy
Ronono Velona Ronono
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA
Ireto indray ary ny tena tsara ka aza misalasala fa araraoty
Holstein vatony bevoka 4 volana confirmé
Pie ro
Miarahaba antsika rehetra
Ity vatotr’omby ity dia tena beronono be tokoa ny reniny satria nahatratra 32 L ny rononony ,ary lasandry zareo namana avy any Maizina
Ronono Velona Ronono
Miarahaba antsika rehetra tompoko
Ireto indray ary ny manaraka ka araraoty ny tsara
Ny iray sada mainty mitery 15 L 3 e porté teraka 3mois
Ronono Velona Ronono
Tompokolahy sy tompokovavy
Marina fa maina n’y ahitra ka Kely n’y voka- dronono,ary sarotra ny mitady omby vavy beronono mitery mihoatra n
Ronono Velona Ronono
Miarahaba antsika rehetra ô
Tsy de las alavitra izy fa lasa eny Anosipatrana eny izy ilay mitery 19 litres nasehoko teto
Mahavanona be nama