Coucou kely lay Tia café vao maraina rehetra

Coucou kely lay Tia café vao maraina rehetra
Akondro inona Zany no anarany fa nena de akondro iany no fantako
Efa nihinana otrizao ve nareo
Sary indrana
Tsy nasina vary fa Tonga dia pain
Mtaball na aubergine crème + hamooche na crème pois chiches,, miampy fatoche na salade mix
Miampy poisson frites,, mandarine
Akoho sauce ndray androany,, melon no dessert, manasa Ary ô
Manga
Sary indrana
Poulet au four sy taboulé=salade persil
Afaka atao sakafo rampitso ô
Riz cantonais+ nofona’koho endasina
Toto kena sy pâte spaghetti