Tsaramaso sy heno’mby no laoka miaraka aminy riz au vermicelles

Tsaramaso sy heno’mby no laoka miaraka aminy riz au vermicelles
Banane miaraka aminy nutella + poudré chocolat
Mety aminy Zaza tendakanina kely
Poulet miaraka aminy pâte spaghetti+ poivron sy carottes râpé Ary chou laiso voatetik madinika
Endasina miaraka aminy Tongolo gasy aloa ny nofona’koho+ épice Z
Café au lait miampy croissant au chocolat talon
Nareo ko ve mba tia lay Steak omby manta manta otrizao ? Zao aloa tsy Tia mihintsy fa masahako tsara nena ny hena Zay vao tiko
Poulet sy poivron tsy atao masaka be ny poivron fa rehefa mendimendy masaka ny akoho Zay vao alefa
Cactus na figue de barbarie na raketa hoy isika
Pain au fromage avec thé
+6
Food cup
Wow
Antsomalala Ras
SALADY TSIKOBOKOBONA
Lafo be kay ny TSIKOBOKOBONDANITRA
Nefa mahasalama be fa FANAFODY TSARA INDRINDRA dia tsy maintsy hohanina
Café