Bonne soirée

Bonne soirée
Ny fatra tsy misy satria simple kely
Atao doritos tsotsotra kely izy eto fa tiny ankizy
Semoule lay tena malemy tsara 2 vera
Farine tapakiny Vera afangaro
Ra
Sardine nolafiana ovy sy tomate oignon Ail
Matsiro kely, manasa Ary ô
Diovina tsara de Asina epice tsara dia atono aveo atao tsara masaka tsara
Bonne journée
Soupe
Café sy fruit seches
Crispy d’œuf
Apangotraina ny atody homasaka tsara, vita Zay dia asinao épice Ary asinao taony kely mety daholo Zay taony apesainao fa teto fanaovana Esquimaux n
Bonne soirée daholo ary ô
Nosy-Be SIDO TOUR
Mokary katakata / Mofo akondro
Recette :
-farine fahefany
-levure 2sotro kely , ilay fatao amin´ny pizza ireny
-menaka 2sotro kely
-siram
Tsara ny sardine fa matsiro koko izy verenana andrahona miaraka aminy légumes kely, lafiana ody izy teto dia asinao oil d’olive poivre tomate oignon Ail