Nena elany hatrany no tiko aminy akoho
Manasa isakafo Ary Ô

Nena elany hatrany no tiko aminy akoho
Manasa isakafo Ary Ô
Sakafo Mateihinana
Sary indrana
Rehefa vita ny riz cantonais tsotsotra Dia asina chou fleur frite fa matsiro kely a
Nareo ko ve mba ty le otrizao
Nofoken’omby sy ovy
Pain au chocolat+ thé au lait
Manasa ary ô
Coucou daholo lay tia mihinana vary maina maraina mitovy amiko ato
Hena baolina kely no laoka
Bonne journée
+2
Tsaramaso lena rony, tsotsotra matsiro kely
Bonne soirée daholo