Nem poulet

Nem poulet
Blé nafangaro nofon’akoho
Vari’mbazaha
Vary aminy Anana asina ovy tsy atao betsaka + poisson frites
Mankasitraka tompoko
Tonga de vary sy atody + sakay sy cornichon concombre nolomana vinaigre
Tsotra fa matsiro kely,, manasa ary
Kabaro sy heno’mby no laoka
Manasa daholo ary
Saika mba anotany tompoko azafady
Dattes verte mbola maintso frais,, le izy mbola mafimafy de somary maisatra ny tsirony fa tsy tena le mamy be
Saody mba mi
Pois chiches sy heno’mby, mitovy ny tsaramaso maina reny iany
Voaloboka fotsy
bonne soirée daholo
Toto kena sy Anana no laoka