Pomme de terre sauté+ kitoza endasina

Pomme de terre sauté+ kitoza endasina
Macaroni sy toto kena
Pizza tsotsotra mety amitsika
Bonne journée daholo
Mateihinana
Bonne soirée
Rehefa tsara masaka sy tsara karakara ny hena ondry mouton dia matsiro be, atao mendimendy tsara
Andrahona miaraka aminy taony kely iny ny ravimbomanga no tena tsara de tsy atao masakabe
Sary indrana
Asina lasary de mety laoka atoandro tsara
Bonne journée daholo
Spaghetti asina légume saute atao salade satria asina sauce citron oil d’olive