Ity misy autsralorp iray, lahy kely amidy hoan’izay liana
Toerana: Ambohimahintsy
Nb:taiza gasy

Ity misy autsralorp iray, lahy kely amidy hoan’izay liana
Toerana: Ambohimahintsy
Nb:taiza gasy
Akoho kely 3 semaine amidy hoan’izay tia miompy,ny rainy australorp ny reniny gasy petaka
5 ny isany
20.000ar izy dimy
Toerana ambohimahintsy