» Mofo sira vao mafana sy café
be ronono no aroso »
Manasa ary …

» Mofo sira vao mafana sy café
be ronono no aroso »
Manasa ary …
» Mofo sira sy café
be ronono »
Iza koa no tsy mety leo azy ???
BON DIMANCHE !!!
* Vary gasy
Mazoto ary…
Afaka hatao sopapa izy ity; hoan’ izay tia azy
» Tilapia sy ananambo ary angivy »
( Natao ketsaketsa )
Bon week-end !!!
» Échine de porc »
Vary sa Frites
no hinanan’ azy ???
Bonne journée.
No comment
» Akondro tai- parasy »
Iza koa no mankafy azy ???
Bonne journée !!!
( Saika nafangaro an’ ilay ravina radis ) fa kely loatra indray. Dia aleo nafangaro ovy
Mazoto ary…
Iza koa no tia » RADIS » ???
Perso :
tsy misy very, fa na ny raviny aza
Mirary herin’ andro finaritra…
» Mangahazo, batabata »