» Lasary manga »
Amin’ ny andro ariva
Bonne soirée .

» Lasary manga »
Amin’ ny andro ariva
Bonne soirée .
» VOANDALANA »
Misaotra an’ ilay nanome recette tato
Perso : asa be kay no manao an’ ilay izy…
( mikarepoka tsara erỳ
)
» Izy ity moa zany dia ho entina hoan’ ny mpiara miasa «
» Mba mitady recette (na) VOANDALANA ; izay manana na mahay »
Misaotra mialoha…
Peso : Vao sambany
Bonne journée.
» Akoho rony be sakamalao »
BON DIMANCHE…
Manimanina An- Tsihanaka izaho ô tsy tamana, handeha hiverina an- Tanàna …
» Besisika natao vaky veraka »
Iza koa no tia azy ???
Bonne soirée !!!
Izao vao nirava, manasa ary…
ET BONNE NUIT
* Poitrine fumée sy haricots verts
* Vary gasy
* Lasary laisoa + carottes ary ny
* ranonam- pango tsy adino
Manasa ary…
» Mangues
» no voankazo, anio .
Ngeza no sady be nofony ary mamy
Mirary herin’ andro finaritra …
» Letchis
»
Mamy erỳ
Manasa ary…