Sakafo maraina :
» Mofo gasy sy café au lait »
** Video nizaran’ i Mia Tang & Rose Arnelle tato , ny recette no nanaovan’ azy **
Merci nizara
BON DIMANCHE.

Sakafo maraina :
» Mofo gasy sy café au lait »
** Video nizaran’ i Mia Tang & Rose Arnelle tato , ny recette no nanaovan’ azy **
Merci nizara
BON DIMANCHE.
BONNE NUIT
ARY…
* Fraises
* Bananes
* citron
* Miel
BONNE SOIRÉE.
Anio ariva :
* Agneau & haricots rouges
* Vary mena .
Manasa ary …
Et bonne soirée !!!
» Mofo baolina sy ronono » ny sakafo maraina.
MIRARY TONTOLO ANDRO FINARITRA …
( Rehefa te- hinanana dia mamahana fotsiny fa ny vary sy ro matsatso ary lasary voatabia no natao )
» Ravitoto sy nofo- trondro ny laoka »
Manasa ary…
» Lasary manga » ity ary ny anio.
Bonne soirée !!!
* Beignets de courgette
* Mayonnaise
* Ketchup
* Piment
Bonne journée.
» Trondro nendasina hinanana vary sosoa »
BONNE SOIRÉE.
Saika hanao lasary… kay ilay izy masaka tao ( amin’ ilay tsy misy fotoana mihintsy )
BONNE SOIRÉE.