Faly miarahaba ny rehetra!
PATY SY TOTOKENA SAOSY
Manasa e!
Tsy niova ny nanaovako azy :
Endasina atao mendimendy ny totokena.
Arotsaka ny tongolobe voatetika

Faly miarahaba ny rehetra!
PATY SY TOTOKENA SAOSY
Manasa e!
Tsy niova ny nanaovako azy :
Endasina atao mendimendy ny totokena.
Arotsaka ny tongolobe voatetika
#Gateau_mangahazo miala amin’ny génoise mahazatra
Zavatra ilaina
– Mangahazo (1kg) manta rapé. Sasana rehefa voakiky dia tsihifina hialàn’ilay poizina mankara
RECETTE MOFO ANANA MIKAREPOKA be atolotra ho anao
� Fangaro ilaina :
– anandrano 300g
– voatabia 3 isa
– sira, tongolo gasy voakiky
– farine de blé 8 sotro fih
Inty ilay recette ESQUIMAU matsiro be ho anareo nangataka
500g de crème liquide non sucré
200g de lait concentré sucré
1 gousse de vanille
Pour glaçage rocher
2
PAO O ! Recette efa navokako ity fa averiko avoka eto sao mbola nisy tsy nahita sady afaka atao goûter tsara .
FANAMBOARANA PAO
– Farine. 500g
– levure