Oignon, voatabia sy tongolo gasy sautés tamin’ny menaka, nasiana rano kely avy eo, narotsaka ny courgette voatetika, nasiana sira kely sy poivre, farany, nasian

Oignon, voatabia sy tongolo gasy sautés tamin’ny menaka, nasiana rano kely avy eo, narotsaka ny courgette voatetika, nasiana sira kely sy poivre, farany, nasian
Mbola tsy haiko izay endriny ao anatiny ao sy ny tsirony fa vao sambany nividy azy ity
Vary maina, soron-kisoa nendasina misy tongolo gasy, ron-tsaramaso lena ketsaketsa misy angivy. Faranana amin’ny fraise. Miam miam tendan-kanina!