ARRIVAGE POULET DE CHAIR indray ny androany!
Tsara hatao laoka na tsaky @ izao farany herinandro izao!
Mirary tontolo andro mahafinaritra o!

ARRIVAGE POULET DE CHAIR indray ny androany!
Tsara hatao laoka na tsaky @ izao farany herinandro izao!
Mirary tontolo andro mahafinaritra o!
Ry Mpanjifa hajaina, toy izao ny ora fisokafan’ny POISSONNERIE-SHOP TEHAKE
Alatsinainy 3ora tolakandro h@ 6ora
Talata, Alarobia, Alakamisy, Zoma, Asabotsy 8ora
Mafana ny andro oooo!!
Maro be ianareo no nitady azy Ity!
GLACE TEHAKE
Parfums
coco glacé
fraise
vanille
chocolat
Mafana ny andro oooo!!
Maro be ianareo no nitady azy Ity!
GLACE TEHAKE
Parfums
coco glacé
fraise
vanille
chocolat
Manina anareo zahay teo
Vita izay ny congé fa manomboka misokatra indray ny magasin manomboka Rahampitso tolakandro @ 3ora tolakandro!
Ny entana misy surprise
Manina anareo zahay teo
Vita izay ny congé fa manomboka misokatra indray ny magasin manomboka Rahampitso tolakandro @ 3ora tolakandro!
Ny entana misy surprise
Mbola misy hatrany ny
saucisse fumée volaille
chipolatas de volaille
saucisse de volaille
Hallal daholo ny entana ato aminay!
Mirary tontolo andro mahafinar
Vao Vita izy io! Mandrosoa eee!!!
CHAMPAGNE RENDEZ-VOUS
Inona ny sakafonareo @ Krismasy sy taom-baovao?!
Ireto misy karazany raha mbola tsy manana hevitra!
FROMAGE GÉSIER (mitovy @ fromage de tête)
ENDOUILLE (karaz