Mbola margose ihany,,,
Iza no efa mahalala oe inona avy no afaka arovan’ny fihinana ity voankazo/legioma ity…
Aleo averintsika mba tena hotafita any am-pon’ny

Mbola margose ihany,,,
Iza no efa mahalala oe inona avy no afaka arovan’ny fihinana ity voankazo/legioma ity…
Aleo averintsika mba tena hotafita any am-pon’ny
Nanaitra ny maro moa ilay fizarana nalefako farany ka indro apiana kely ny fanazavana…
Alaina io raviny io, dia atao anaty tavoahangy na fitoerana hafa, dia f
Rehefa tsy ianao no hifehy ny fahasalamanao sy ny manodidina anao dia ho fehezin’ny hafa izany
(Andao hamboly, mitadiava fotoana, mianara mamboly).
Tonga ny or
Ianao ve misotro kafe?
Ny tenanay dia tena misotro.
Eny hatramin’ny voly ny anay dia misotro an
(ranon-jezika kankana no omena ny voly eto fa mba resaka ka tia
Raha tena tia ilay masiaka tsara ianao dia atoroko hevitra, mambole ary asio zezika tsara (ny ahy izao ilay zezika kankana ihany, mamay an).