Laoko ( trondro )natao firiry
Sauce tomates, poivrons, tongolo be, tongolo lay.
Salades nasiana citron
Bon appétit ianareo raha eo ampisakafoanana
Bonne soiré

Laoko ( trondro )natao firiry
Sauce tomates, poivrons, tongolo be, tongolo lay.
Salades nasiana citron
Bon appétit ianareo raha eo ampisakafoanana
Bonne soiré
Filet ny trondro panga natao sauce ,voatabia, tongolo be,tongolo lay, menaka.
Épinard nasiana tongolo lay,menaka,tongolo be
Vary fotsy naloky @ voanio
Vary men
Tsaramaso maina ny laoka
1/ Nalona rano elaela, nariana iny rano iny.
2/ Nangotsaka ela2,nariana koa iny rano iny.
Torohevitra hitako tato, tena efficace fa mah
Helatra akoho ndreky fé ny ( drakidraky , gana ) naloky @ four, épices BBQ, sira,menaka.
Lasary concombre, voatabia nasiana voasary makirana, tongolo mena ( éc
Steak
nendasina @ la poêle
Salade nasiana voatabia kely
Betterave rouge
Frites
Vary mena
Papelika ( caille) nataoko firiry
Lasary voatabia
Bon appétit aby
Rô ny hena n’aomby miharo anatsirebiky( ravimboatavo ), anamalao ny zaridaina, ovy, carottes
.
Tsisy vary hely niany, ah nasiro
Mampafana ny hegny fa manitsy
Fé ny drakidraky( ganagana) nasiana tongolo gasy, sira d vita
Niritina tsara zay vao nasiana tongolo be d niritina indray.
Zay vao narotsaka ny voatabia ,vita.
Frites fait maison ( saika may )
Steak, salades, karoty, tomates
Champignons de Paris nafangaro crème fraîche, tongolo gasy.
Bon appétit antsika jiaby
Mirary
Trondro ( saumon ) ny laoka.
Nandrahoana @ four.
Romazava ny makamba( crevettes
) miharo anana .
Bonne appétit olo jiaby ary mirary ny week-end sambatra sy lav
Mba andray anjara @ resaka laisoa ity é tsao tara départ eto
higian’olo milefa eo
Lasary dia: le choux, carottes
, haricots verts, tamo², tsao matsiko( citr