Filet ny trondro natao firiry
Ilay fotsy bori² io hadinako anarany fa any @ mpivarotra trondro no misy izy io.
Lasary manga nasiana citron fa mamy be ilay mang

Filet ny trondro natao firiry
Ilay fotsy bori² io hadinako anarany fa any @ mpivarotra trondro no misy izy io.
Lasary manga nasiana citron fa mamy be ilay mang
Fé ny gana nafangaro champignons de Paris
Natao firiry fé ny drakidraky( gana)
Vita, natao anaty vilany( tsy nasiana menaka intsony )naloky natao afo malefaka.
Koa fa anana dia anatsirebiky ( ravimboatavo)no vanona ato aminay ,ka , natao romazava jôbo( ro matsatro).
Cailles ( papelika ???) natao sauce tomaty
Haricots