Ity ilay karazana poire tsara ry reto a
Poire greffe/poire malemy
Ilay malefaka tsara rehefa ho hanina iny fa tsy ilay mafy be ireny
20.000ar ny zanany
Mp avy h

Ity ilay karazana poire tsara ry reto a
Poire greffe/poire malemy
Ilay malefaka tsara rehefa ho hanina iny fa tsy ilay mafy be ireny
20.000ar ny zanany
Mp avy h
Anisan’ny be panontany ato aminay koa izy ity,ka efa misy izy izao an
MANGA MENAKELY
Misy zanany vitsy disponible ato amin’ny pepiniere ka mandefa mp avy hatran
Grenadine
na apongabe an_danitramisy zanany maro2 disponible koa ato aminay an
Vidiny=7000ar
Mp avy hatrany ary,na miantso ny laharana tsy miova
034 79 787 12
Efa misy amin`ilay zanany kely2 ilay cafe arrabica an
Zanany efa velona tsara foana no omenay anareo
Vidiny=15.00ar
Ilay lehibe=5000ar koa mbola misy an
Mp/
034
3 sisa no dispo amin’ireto zanaka aviavy gasy efa tena tsara be ireto
HAZ0 GASY
Araraoty fa ataontsika 30.000ar ny zanany 1,tena efa tsara be daholo,raha maka a
Coeur de boeuf
Zanany vitsy2
8000ar ny iray
Mp/
034 79 787 12
Mpivarotra Zanankazo Rehetra
Avy ny orana oh
Andao hamboly eh
Ireto daholo ilay karazana voasary greffe nain misy ato aminay
Efa misy anarany avy afaka hanavaha
Efa avy izao ny orana an
Andao hamboly amin’izay fa efa tena mety anie eh
Iza no tia an’ity voankazo iray ity ?
Fantaro fa tena mamokatra tsara eto afovoan_tany
Mpivarotra Zanankazo Rehetra
Misy zanaka kaky greffe fon’omby 2 efa 1m ato
mp avy hatrany izay liana
Ilay zanany kely 15.000ar koa mbola misy an
Marihina mo fa
Mpivarotra Zanankazo Rehetra
Misy zanaka kaky greffe fon’omby 2 efa 1m ato
mp avy hatrany izay liana
Ilay zanany kely 15.000ar koa mbola misy an
Marihina mo fa