8 hours ago
salama o ! efa misy amin’izay ilay caille 10jours 3000ar sy ilay 20jours 4000ar, ho antsika rehetra izay nitady, vonjivonjeo fa vitsivitsy izy no at

8 hours ago
salama o ! efa misy amin’izay ilay caille 10jours 3000ar sy ilay 20jours 4000ar, ho antsika rehetra izay nitady, vonjivonjeo fa vitsivitsy izy no at
2 hours ago
Efa ngeza tsara, 25jrs be zao fa atao mitovy am 20jrs vidiny izay am vidiny 4000ar ihany ny 1, misy 80 isa.
Toerana: Alakamisy Fenoarivo
034906
Mankasitraka hatrany ho anareo mpanjifa !!! Mitohy hatrany ny fandefasana atody amin’ny vidiny mora :
Akotrika: 500ar
Hoanina: 400ar
Aza misalasa mandefa mp n’a
Misy tolotra vao2 bé arany fa araraoty !!!!
Couple an’ caille maro efa pré ponte : 3 vavy sy 1 lahy amin’ny vidiny 30000ar/ couple
Mitohy ihany koa ny fandef
Amin’ity herin’andro ity indray, mitohy hatrany fivarotana zanaka papelika, efa matanjaka tsara sy feno volo
Vidiny 3000ar ny 1
Mp
0344553212
Atody papelika mety hakotrika dispo hatrany, misy 200 isa.
500ar ny 1
Mp
0344553212
12/03/24
Arabaina fa nahatratra ny taona vaovao 2024 daholo
….
Aza miala lavitra ny page fa mitohy hatrany hatrany foana ireo tolotra marobe izay efa nisy :
– zanany e