Matsiro izy zany! Iza avy ilay mpankafy tsaramaso e?

Matsiro izy zany! Iza avy ilay mpankafy tsaramaso e?
Hasimbola – MEL
Izahay dia tena mpankafy pizza
Asa ianareo ?
Inona ilay laoka tsy ho adinonao mihitsy ?
Hors d’oeuvres
Iza avy ilay mpankafy azy? Tena mampitelin-drora ireto
Hors d’oeuvres
Iza avy ilay mpankafy azy? Tena mampitelin-drora ireto
Ramen – sakafo japoney
Paty
Iza no tianareo? 1 sa 2 sa 3 sa 4
Tsy efako ity feeling mamy masira ity
Aleo laniana aloha ny sambos vao miditra amin’ny glace esquimaux
Ary ianao ?
Paty
Iza no tianareo? 1 sa 2 sa 3 sa 4
Pain frite