Voly hazo Fihinam-boa
Zanaka voaloboka muscat fotsy ovale
Erintaona ihany ny olona dia nahavokatra
Ilay voaloboka kilavalava fa tsy boribory an!
vaventy t

Voly hazo Fihinam-boa
Zanaka voaloboka muscat fotsy ovale
Erintaona ihany ny olona dia nahavokatra
Ilay voaloboka kilavalava fa tsy boribory an!
vaventy t
Cc daholo oo
Misy zak’ity kaky pomme na kaky fihinamanta ity 2 isa sisa no ato ka izay tonga aloha no mahazo azy oo
20 000 Ar/pied
Voly hazo Fihinam-boa
fruit du dragon
na fakantsilo hoy isika
Fa tena lafo vidy ny voan’izy ity any amin’ny grande surface an
Mora ambolena izy ity an tsy di
Voly Hazo Fihinam-boa
Iza koa no efa nihinana ??
Kaky pomme na kaky fihinamanta
no fiantso azy
Arak’izany anarany izany dia « a croquer » izy
Ohatr’ilay mihin
Voly hazo Fihinam-boa
zanaka kaky greffe
Ilay ivaiva kely reny itony fa tsy ilay avo be akory ee
Kaky fon’omby vaventy lehibe ny voany ,sady be nofony no mat
iza no efa nihinana ô?
Cerise du bresil
Mamy be sady tsy makaleo fa satry foana ihinana azy
10 000 Ar zanany iray
Dia misy kelikely 8 000 Ar
Voly hazo Fihinam-boa
zanaka kaky greffe
Ilay ivaiva kely reny itony fa tsy ilay avo be akory ee
Kaky fon’omby vaventy lehibe ny voany ,sady be nofony no mat
Voly hazo Fihinam-boa
zanaka paiso methley 15 000 Ar/pied
Ireo 2 ireo sisa dispo oo
Manao livraison
Mandefa amin’ny faritra
Voly Hazo Fihinam-boa
misy efa nahita orange toa ity ve nareo???
Orange sanguin
no anarany mamy tsara fa ny tena mampiavaka azy dia mena toa izao ny ao anatin
Voly Hazo Fihinam-boa
misy efa nahita orange toa ity ve nareo???
Orange sanguin
no anarany mamy tsara fa ny tena mampiavaka azy dia mena toa izao ny ao anatin