Ampiana sakay sa tsia ity tacos
ity ?

Ampiana sakay sa tsia ity tacos
ity ?
Misaotra hatrany anareo izay mizara sary aminay
Tacos fruit de mer no sarintsika anio.
Eh mbola amin’ny 8 ora hariva vao mikatona izahay.
La pizza entourée de saucisse vous attend
.
Misy daholo izy 2 ato aminay neh fa miandry anao fotsiny
Avy mihinana glace ary o.
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra
Avec ce cake, vous serez plutôt café
ou thé
Misy Karazany azo isafidiana ato aminay fa mandroso o, amin’ny 8 rariva izahay vao mikatona an.
Inona no masaka any aminareo ao izao?