Vaovao be, vaovao bé
Ho antsika izay tia mikarakara sakafo, natao ho anao ity, poudre tongolo gasy izay mampahatsiro ny sakafo sy mahamanitra azy….
Mmmmmm, ma

Misy 3 kg disponible ho antsika eto Antananarivo izao. Koa aza tara maka ny anjaranao amin’ny vidiny mirary
Eny 67h no misy anay
Ho antsika eto Antananarivo, poudre tongolo gasy naturel, vaha olana ho amin’ny rotorotom-piainana ity. Avy de mandrotsaka rehefa mahandro laoka, tsy manofy int

Épices en poudre ho antsika eto Fianarantsoa sy manerana ny Nosy
Ity ny poudre tongolo gasy
Avy de mandrotsaka rehefa mahandro
Iray sotro kely café dia efa ampy
Prix pour 50g=5000ar